Paix de l'âme

Paix de l'âme Conseillère de Vie
Écoute • Soutien • Orientation

“Mbola hiposaka indray ny masoandronao.”Na dia very fanantenana aza ianao anioTadidio fa mandalo fotsiny io.Atrakao ny l...
28/12/2025

“Mbola hiposaka indray ny masoandronao.”

Na dia very fanantenana aza ianao anio
Tadidio fa mandalo fotsiny io.
Atrakao ny loha dia mitsangana.
Mandehana mitady izay mahasoa anao.
Mialà lavitra ireo olona vomay mandetika anao.
Manaova foana ny soa, satria hiverina aminao 3× iny indray andro any

🤍 Tsy irery ianao.

Indraindray tsy dia torohevitra loatra no ilaina.Fa mila olona mihaino fotsiny, tsy mitsara, tsy manamaivana ny zavatra ...
27/12/2025

Indraindray tsy dia torohevitra loatra no ilaina.
Fa mila olona mihaino fotsiny, tsy mitsara, tsy manamaivana ny zavatra hiainanao

❤️Tsy irery ianao ❤️

Tsy fahalemena ny dépression 🌧️Tsy hoe “ao an-tsaina fotsiny”.Tsy vokatry ny tsy finoana na tsy fahavononana.Izy io dia ...
23/12/2025

Tsy fahalemena ny dépression 🌧️
Tsy hoe “ao an-tsaina fotsiny”.
Tsy vokatry ny tsy finoana na tsy fahavononana.

Izy io dia fahoriana tena misy, matetika mangina, ary afaka mahazo ny rehetra

⚠️ Ity pejy ity dia manampy anao, manoro hevitra anao, ary indrindra mihaino anao.
Raha manana eritreritra hanimba tena ianao, manatona mpitsabo na matihanina ara-pahasalamana.

Address

Antananarivo
00101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Paix de l'âme posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share