FSFLM Ambatomaro

FSFLM Ambatomaro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FSFLM Ambatomaro, Business Center, Ambatomaro, Antananarivo.

20/08/2026

Hoan'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra βœ¨πŸ™πŸ»

"Aza matahotra, ry ilay malala indrindra, fiadanana anie ho anao, mahereza, eny mahereza" Daniela10 : 19a βšœοΈπŸ’›πŸ’šβ€οΈIsaorana...
13/07/2026

"Aza matahotra, ry ilay malala indrindra, fiadanana anie ho anao, mahereza, eny mahereza" Daniela10 : 19a βšœοΈπŸ’›πŸ’šβ€οΈ

Isaorana lehibe Andriamanitra fa tontosa soamatsara ny zaikakely faha_XX izay notanterahana tany Arivonimamo, izay natrehFSFLM Ambatomarorororo πŸ©ΆπŸ’š


Arahabaina tratry ny asaramanitra eee!!! Andao iaraka  🫢🏽πŸ₯°βœ¨βœ… Likeo sy followeo ny pejy FSFLM Ambatomaro.βœ…Partageo ho ita...
25/06/2026

Arahabaina tratry ny asaramanitra eee!!! Andao iaraka 🫢🏽πŸ₯°βœ¨
βœ… Likeo sy followeo ny pejy FSFLM Ambatomaro.
βœ…Partageo ho itan'ny namana de andao hijery.
🎟️ Izay tonga hijery kosa... ny tapakila 500 Ar dia HISARIHANA LOKA 28 io aanπŸ₯°πŸŽ‰
Aza adino ny manasa namana fa mety ianao no mpandresy! πŸ”₯

🌹β›ͺ NY RAFITRY NY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY (FLM) β›ͺπŸŒΉπŸ“– "Fa izay rehetra voasoratra taloha dia nosoratana hampianatra an...
05/06/2026

🌹β›ͺ NY RAFITRY NY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY (FLM) β›ͺ🌹

πŸ“– "Fa izay rehetra voasoratra taloha dia nosoratana hampianatra antsika..." (Romana 15:4)

Indro atolotra antsika ny rafitry ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM), maneho ny firafitra sy ny fandaminana manomboka amin'ny Synoda Lehibe ka hatrany amin'ny Fiangonana ifotony, mba hahafahan'ny asa fanompoana sy ny fitoriana ny Filazantsara tanterahina amim-pilaminana sy amim-pahombiazana.

πŸ™ Aoka isika hiara-mivavaka mba hitarihan'Andriamanitra mandrakariva ireo mpitarika sy tompon'andraikitra rehetra eo anivon'ny FLM, ho fampandrosoana ny Fiangonana sy ny fanitarana ny Fanjakan'Andriamanitra.

🌹 Ny FLM dia miorina amin'ireto foto-pinoana fototra ireto :

πŸ“– SOLA SCRIPTURA β€” Ny Soratra Masina ihany
✝️ SOLA FIDE β€” Amin'ny finoana ihany
πŸ‘‘ SOLA GRATIA β€” Amin'ny fahasoavana ihany
❀️ JESOSY IRERY IHANY β€” Izy no Tompo sy Mpamonjy antsika

✨ "Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay." (Hebreo 8)

πŸŒΉπŸ™πŸ“–β›ͺ

✨❀

Daniela 10:19 a " Aza matahotra ,ry ilay malala indrindra; fiadanana anie ho anao, mahereza eny mahereza . "Io no teny f...
02/02/2026

Daniela 10:19 a " Aza matahotra ,ry ilay malala indrindra; fiadanana anie ho anao, mahereza eny mahereza . "
Io no teny faneva FSFLM 2026 sy tenin'Andriamanitra nozaraina ny 31 janoary lasa teo.Nanatontosaina ny Krismasy ,izay notanterahana tao Imamba ny anjara Krismasy Fileovana Tsarahonenana ka anisany nandeha nanatanteraka izany ny FSFLM Ambatomaro

Address

Ambatomaro
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FSFLM Ambatomaro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share