Variraraka

Variraraka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Variraraka, Business Center, Antananarivo.

05/09/2026



ROSOY VAHAOLANA I ANTANANARIVO FA AZA IANDRASANA HISY FATY OLONA.

Variraraka

03/09/2026



MANKASITRAKA ANAO Mme, NY FAHAIZANANAO MANARAKA ONJANDRANO AMIN’NY TSY FITOVIANA KOLONTSAINA FA HAINAO NY NANAMBATRA IZANY.

HOELA FANDIDIANA IANAREO EEE.

.
TAZOMY ARY METY TSARA AMINAY ILAY ANKEHITRINY TSY PREMIERE DAME SUR TABLE FA ANKAIKY VAHOAKA.



Variraraka

02/09/2026

🇮🇷🇺🇸 **Mamaly faty amin’izao fotoana izao i Iran amin’ny alalan’ny fanafihana ireo toerana misy ny tafika amerikana.** 🔥🔥🔥

Ireo balafomanga nalefan’i Iran dia mizotra mankany amin’ireo toby amerikana ao amin’ny faritra, indrindra ireo izay voalaza fa nampiasaina tamin’ny fanafihana an’i Iran, anisan’izany ireo any **Arabia Saodita 🇸🇦, Koweït ary Bahrain**

ArahoVarirarakaariraraka

 AVY NANAFIKA TAO IRAN I DADABE DIA MIANDRY VALINY IZAY HOAVO 10 HENY NY NATAO😅😅😅.🫵MISIKOSIKOTRA BIBY ANDAVAKA🫵AVELAO MA...
01/09/2026



AVY NANAFIKA TAO IRAN I DADABE DIA MIANDRY VALINY IZAY HOAVO 10 HENY NY NATAO😅😅😅.

🫵MISIKOSIKOTRA BIBY ANDAVAKA
🫵AVELAO MAMONO BIBY KA TSY HAHAFATY.

Variraraka

01/09/2026

I MESSY.

01/09/2026



IANGAVIANA NY FIANAKAVIANY MBA HIJERY ANKAIK AZY SY HAMINDRA AZY AMIN’NY TOERAMPITAIZANA RAH OHATRA KE EFA TENA TSY SITRANA.

Variraraka

🚨 **OFISIALY : Misotro ronono amin’ny ekipam-pirenena i Lionel Messi 🇦🇷 !**Herinandro maromaro taorian’ny famaranana ny ...
31/08/2026

🚨 **OFISIALY :
Misotro ronono amin’ny ekipam-pirenena i Lionel Messi 🇦🇷 !**

Herinandro maromaro taorian’ny famaranana ny **Mondial 2026**, izay resin’i Arzantina tamin’i Espaina **(0-1, taorian’ny fanalavam-potoana)** tamin’ity fahavaratra ity, dia nanapa-kevitra ny **hamarana ny asany amin’ny ekipam-pirenena** i La Pulga. 💔

✍️ **« Rehefa lasa ny fotoana rehetra nanomboka tamin’ilay famaranana, ary rehefa avy nieritreritra lalina momba izany aho, dia tiako ny hampahafantatra anareo rehetra fa misotro ronono amin’ny ekipam-pirenena aho… Fanapahan-kevitra izay nampijaly ahy ary mbola mampijaly ahy lalina ao anatin’ny fanahiko hatramin’izao. Saingy takatro fa tonga ny fotoana… »**

🥹🥺🥹

🇮🇷 Nilaza i Iran fa miaramila sy sivily no namoy ny ainy tamin’ny fanafihana nataon’i Etazonia tany Larak, ary nampanant...
31/08/2026

🇮🇷 Nilaza i Iran fa miaramila sy sivily no namoy ny ainy tamin’ny fanafihana nataon’i Etazonia tany Larak, ary nampanantena valifaty ara-tafika.

31/08/2026

RAHA NANGINA HERINANDRO MAHERY IZAY DIA MIVERINA INDRAY NY ADY EO AMIN’NY SY

30/08/2026



RY TANORA, TSY MISY ZAY TOMBOTSOA ARAMPAHASALAMANA SY FIAINANA MILAMINA AZO AVY AMIN’NY ZAVA MAHADOMELINA IZANY.

EFA LASÀ KO RAZANA MOA IZY 4 MIRAHALAHY.

Variraraka

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Variraraka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share