Koba ravina Ampefiloha

Koba ravina Ampefiloha 🍯 Koba Matsiro Ampefiloha
📲 Vente en ligne | 🚚 Livraison
💰 60.000 Ar / barre
📞 038 71 083 57
📍 Mandefa faritra

05/07/2026

dispo 😇

21/06/2026

mandray commande hatrany 🥰 aza misalasala mametraka ny commandenao izao 🥰
19/06/2026

mandray commande hatrany 🥰 aza misalasala mametraka ny commandenao izao 🥰

19/06/2026

dispo de suite 🥰🥰

05/06/2026
26/05/2026

� Koba Ravina Ampefiloha �
� Miarahaba antsika rehetra,
Faly izahay manolotra anareo ny koba ravina nentim-paharazana amin’ny endrika miavaka sy manara-penitra.
Namboarina tamin’ny akora voajanahary voafantina, ary nokarakaraina tamim-pitandremana mba hanomezana tsiro lavorary sy kalitao ambony.
Tsy tsakitsaky tsotra… fa traikefa iray, tsiro iray, fahatsiarovana iray.
� Nos choix :
— 60.000 Ar / barre
— 30.000 Ar / demi-barre
� Saveur spéciale :
— Au coco : 100.000 Ar
— Vanille : 110.000 Ar
— Coco & vanille : 120.000 Ar
Rehefa asiana coco na vanille dia mila miteny mialoha satria 3 andro vao masaka
� Livraison manerana an’Antananarivo (manomboka amin’ny 4.000 Ar)
� Mandefa faritra ihany koa
� Ampefiloha
� 038 71 083 57
� Misaotra tompoko amin’ny fahatokisana.
Koba Ravina Ampefiloha — L’essence du goût Malagasy.

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Koba ravina Ampefiloha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category