05/04/2026
tsotra kely anie ry zareo e , isika no mataohotra miditra birao , aiza ko situation juridique 4000ar de ataon'ny mpanera fois 5 na fois 10 , mila isika mintsy no miditra birao sy manontany ny tomponandrakitra.😃
✍️ rehefa manao mutation eny @ domaines dia ianao mints no mandeha mankeny , raiso sy alaivo antsoratra izay lazain'zareo Efa matihanina ( misy koa ireo mivarotra saka beloha fotsiny fa tsy andraofana mintsy , vakina fotsiny hoe mila vola angamba😂😂).
✍️ Fantaro ary ireo mpiraompanjakana tokony ho fantatrao rehefa hikarakara taratasy ianao:
1- Certificat de situation juridique ( domaines)
2- Plan (topo)
3- Autorisation de transaction ( SRAT)
4-Acte de décès ( commune)
5- Acte de notoriété ( délégué d'arrossement na notaire)
6- Certificat de paiement ( centre fiscale)
7- Certificat de célibat (Fokontany)
Joyeuses Pâques daoly , zarao Raha mahasoa anao.🙏🙏🙏🙏