AAsilver WIFI ZONE

AAsilver WIFI ZONE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AAsilver WIFI ZONE, Business Center, ANDOHARANOFOTSY ANTANANARIVO, Antananarivo.

ALAIVO  ILAY FILM TINAO INY E😍
07/04/2026

ALAIVO ILAY FILM TINAO INY E😍

TONGAVA  MAKA IZAY ILAINA E😍
25/03/2026

TONGAVA MAKA IZAY ILAINA E😍

📣HOAN'ANDOHARANOFOTSY SY NY MANODIDINA  ARY E😍📣
24/03/2026

📣HOAN'ANDOHARANOFOTSY SY NY MANODIDINA ARY E😍📣

Connection sans limite debit😍Haute performance💪Essayez et vous verez👊
23/03/2026

Connection sans limite debit😍
Haute performance💪
Essayez et vous verez👊

TONGAVA MI-CONNECT FA EFA EZAHANA HATSARAINA ARAKA IZAY ILAINTSIKA NY TOLOTRA TOMPOKO😍
22/03/2026

TONGAVA MI-CONNECT FA EFA EZAHANA HATSARAINA ARAKA IZAY ILAINTSIKA NY TOLOTRA TOMPOKO😍

21/03/2026
📣ALLO ALLO👉400AR/H fotsiny i👊📢ATAONAY FOANA NY FANATSARANA MBA HANOMEZANA FAHAFAHAMPO ANAREO MPANJIFA TOMPOKO🙏TONGAVA MI...
21/03/2026

📣ALLO ALLO👉400AR/H fotsiny i👊📢

ATAONAY FOANA NY FANATSARANA MBA HANOMEZANA FAHAFAHAMPO ANAREO MPANJIFA TOMPOKO🙏

TONGAVA MI-TEST DEBIT SADY MAKA ZINGA BEDIABE E (Film, dessin animée,série sns...)😍

MISY PRIX PROMOTION TEST DE DEBIT ZAO FA SAO TSY MAHARAKA IANAO AN👇:
👉400AR/H fotsiny (Androany SABOTSY sy rahampitso ALAHADY)

WIFI ZONE ANDOHARANOFOTSY

CONTACT IMMEDIAT:
0349998653 / 0333601358

GRAVY NY ATAONY ATO🥰3 minitra fotsiny no lany dia efa 1.83Go sahady😍💪MITOHY NY PROMOTION TEST DE DEBIT RAHAMPITSO HATR@L...
20/03/2026

GRAVY NY ATAONY ATO🥰

3 minitra fotsiny no lany dia efa 1.83Go sahady😍💪

MITOHY NY PROMOTION TEST DE DEBIT RAHAMPITSO HATR@LAHADY AN😍

👉 400AR/h fotsiny fa tongava mi-test e🥰

WIFI ZONE Andoharanofotsy

BONJOUR DAOLY😄NASIANAY FANATSARANA BE NY CONNECTION ANTSIKA RY ZAREO FA LE TEO ALOHA TENA TSY DIA NANJARY LOATRA😍TONGAVA...
20/03/2026

BONJOUR DAOLY😄

NASIANAY FANATSARANA BE NY CONNECTION ANTSIKA RY ZAREO FA LE TEO ALOHA TENA TSY DIA NANJARY LOATRA😍

TONGAVA MI-TEST ARY E👊

MANOLOTRA PROMOTION TEST HO ANAREO IHANY KOA IZAHAY HOAN'IZAY REHETRA TONGA ANDROANY ZOMA, RAHAMPITSO ASABOTSY KA HATR@ALAHADY:

PRIX PROMOTION TEST: 400AR/Heure fotsiny😍

TOERANA: Ety tsenan'ny tantsaha Andoharanofotsy dia mandroso kely otrany oe direction akany Mahabo, coté gauche misy Affiche Airoflame Bleu Ciel WIFI ZONE dia ao tompoko🙏

CONTACT IMMEDIAT:
0349998653 / 0333601358

🆘😍😍😍🆘Ankoatran'ny WIFI-ZONE dia manao ity tolotra ity koa izahay an🥰✅LOCATION SALLE ET CONNECTION DISPONIBLE POUR:👉LIVE ...
05/03/2026

🆘😍😍😍🆘
Ankoatran'ny WIFI-ZONE dia manao ity tolotra ity koa izahay an🥰

✅LOCATION SALLE ET CONNECTION DISPONIBLE POUR:

👉LIVE FACEBOOK, TIK TOK...

PRIX: 10.000AR (Na firy heure na firy heure no hijanonanao ao)

✅NB: PRIVATISENA HO ANAO TANTERAKA NY TOERANA FA MILA MANAO RESERVATION MIALOHA FOTSINY MBA HANDAMINANA NY FOTOANA TOMPOKO.

TOERANA: AAsilver WIFI ZONE Andoharanofotsy

CONTACT IMMERDIAT:
0349998653 / 0333601358

Address

ANDOHARANOFOTSY ANTANANARIVO
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 18:00
Tuesday 07:30 - 18:00
Wednesday 07:30 - 18:00
Thursday 07:30 - 18:00
Friday 07:30 - 18:00
Saturday 07:30 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AAsilver WIFI ZONE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share