03/06/2026
Mnemonic phrase - ME PASS
Aza faly hoe vita ny inscription de Zay fa teririzo tsara ny 12 mots clés anao tsy ho very🫵
Aza adino fa ny Me pass dia wallet web3 ka isika ihany no mitantana ny actif (mec) an-tsika ao amin'ny alalan'ny 12 mots clés .
Raha sanatria very ny finday na désinstaller ny App Me pass anao de ilay Mnemonic phrase na 12 mots clés ihany no ahafahana mi-recuperer azy indray .
Raha very io de very miaraka any aminy koa ny soldes anao.
Raha ohatra ka tsy notehirizinao ny 12 mots clés an'ilay compte tamin'ny nanokatra azy de mbola afaka jerena iny raha mbola ao amin'ny phone ilay compte☺️
Aza adino ihany koa fa tsy afaka manokatra compte Me pass maro amin'ny phone 1 isika , olona 1 = compte 1 .
Raha izao enao vao hanao me pass de araho ato n'y guide fanaovana inscription 👉https://www.facebook.com/61585058070718/posts/122113046865168602/?app=fbl
Groupe telegram Me Madagascar Global 🇲🇬👉https://t.me/+G_TFGbHijjwxYjZk