06/03/2026
Ireto avy ndray ary ah ny tâche sy récompense :
I. Récompenses:
Misy endrika 02 ny récompenses ao amin'ny Poppo Live:
1. Sous forme de points: ity no retirable ho lasa dollars
Taux de change: 10 000 points mitovy amn 1$
2. Sous forme de coins:
Ity ndray ah, iakarana niveau ah, de atao échange de lasa points kou
Il. Tâche
1. Live:
Tsy mitovy ny live ho an'ny nouveau sy ny ordinaire
•Nouveau: 10 000points par heure, manan 2h de live
•Ordinaire: 2 000 points par heure, 1h de live par jour
Raha te hanakatra malaky an'ilay 100 000 points zan dia mila manararaotra amin'ny voaloan. 3 Andro ihany no nouveau fa aorian'izay dia ordinaire na tsy nahazo an'ilay 10 000 points par heure aza nohon'ny tsy fanaovana tâche
2. Party na fête:
•Nouveau: 1h par jour, 800 points par heure. Mahazo 800 coins gratuits ihan kou
•Ordinaire: 1h par jour, 800 points par heure, 400 coins gratuits
3. PK (mila mpanohana)
Compétition dia izay mahazo cadeau betsaka indrindra amin'ny mpanohana no mpandresy. Misy conditions kely alouan ahazoana ilay récompense dia mifanaraka amin'izay ny récompense azo
4. Club de fan challenge (mila manana fan)
•10 points puissance de fan: 100 points
•50 points puissance de fan: 200 points
•100 points puissance de fan : 200 points
Raha Tonga amin'ilay stade 100 points puissance de fan zan dia efa mahazo 500 points
5. Invitation (tsy voatery fa lazaiko ihan)
Mahazo points sy coins arakarakin'ny fahavitrihan'ilay invité
Marihina fa tsy misy vola aloha maka an'ilay récompense fa Zao gratuit. Ary journalières ilay tâches dia mahazo récompense foan zan isan'andro