Vaovao Politika

Vaovao Politika Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vaovao Politika, Business Center, Antananarivo, Antananarivu.

L’ancien président par intérim et ex-président du Sénat sous Hery Rajaonarimampianina aspire à remplacer à la tête de la...
18/03/2026

L’ancien président par intérim et ex-président du Sénat sous Hery Rajaonarimampianina aspire à remplacer à la tête de la chancellerie malgache à Bruxelles Jean-Omer Beriziky.

✍🏻 Africa intelligence

Tena nisy tokoa ve ny "Chantage au Carburant"? Ny zava-nitranga tamin'ity herinandro ity dia manasazy ny vahoaka Malagas...
18/03/2026

Tena nisy tokoa ve ny "Chantage au Carburant"? Ny zava-nitranga tamin'ity herinandro ity dia manasazy ny vahoaka Malagasy sy mampietry ny hasin’ny Fitsarana eto amintsika. Indro ny zava-misy tsy azo afenina
16 Martsa 2026: Nivoaka ny lisitra IST (Interdiction de Sortie du Territoire). Tao anatin'izany i Hassanein Hiridjee, Moustafa Hiridjee, Yamil, ary Yavarhoussen. Raha vao nivoaka ny anarany, dia nandeha ny tsindry sy ny fandrahonana: "Hatapaka ny solika manerana an'i Madagasikara raha tsy levé io IST io". Ary tazana omaly izany fa filaharambe eraky ny station teto andrenivohitra omaly .
17 Martsa 2026: 24 ORA MONJA taorian'izay, nofoanana ny IST!

Efa niala tamin’ny vanim-potoan’ny "Fitiavan-tena" isika, nefa izao indray dia ry zareo "Karana" no manao izay tiany. Mihevitra ve izy ireo fa satria izy no mitazona ny lalan-tsolika dia afaka miteny ny Fanjakana hoe: "fafao ny anaranay fa raha tsy izany dia ho faty mosarena ny firenena"

Tsy fanjakan'ny "Karana" ny eto fa fanjakan'ny Malagasy. Ny fampiasam-bola vahiny dia raisina an-tanan-droa, saingy ny Fampitahorana sy ny Chantage dia tsy tokony hisy toerana intsony ao anatin'ny Fanavaozana

Isika tanora sy ny vahoaka dia vonona hanohana ny Fitondrana raha toa ka sahy mampiseho fa
✅ Ny Lalàna dia mifehy ny rehetra, na mpanefohefo aza
✅ Ny Fiandrianam-pirenena (Souveraineté) dia ambony noho ny solika sy ny gazy
✅ Tsy misy olona ambonin'ny lalàna eto, na iza izy na iza

Madagasikara dia an'ny Malagasy! Raha mbola mandaitra ny fandrahonana toy izao, dia mbola babo ny firenena. Mila Fanjakana manana fahasahiana (audace) isika: raha mandrahona ny hanapaka solika izy ireo, dia ny Fanjakana no tokony handray an-tanana ny fitantanana izany mba tsy ho takalon'aina ny vahoaka.
Ny Fanavaozana dia tsy mifanaraka amin'ny "Gaboraraka" sy ny "Tebiteby" ateraky ny mpanambola vahiny!

15/03/2026

𝗙𝗶𝘁𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 :

✅🔥𝗥𝗮𝗷𝗮𝗼𝗻𝗮𝗿𝗶𝘀𝗼𝗻 𝗠𝗮𝗺𝗶𝘁𝗶𝗮𝗻𝗮, 𝗗𝗚 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗦𝗔𝗠𝗜𝗙𝗜𝗡 𝗻𝗼 𝘃𝗼𝗮𝘁𝗲𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗣𝗿𝗮𝗶𝗺𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗼 𝗹𝗲𝗵𝗶𝗯𝗲𝗻'𝗻𝘆 𝗚𝗼𝘃𝗲𝗿𝗻𝗲𝗺𝗮𝗻𝘁𝗮. Izy araka izany no Praiminisitra faharoa mandimby an'Andriamatoa Herintsalama Rajaonarivelo, izay natsahatra tamin'ny asany, ao anatin'izao Fitondrana Fanavaozana izao.
___________________

Araho hatrany ny pejintsika, aza hadinoina ny manisy réactions sy mizara ny vaovao.

15/03/2026
15/03/2026

😂😂😂😂

🔴 FANADIOVANA NY CANAL C3 – ANDAVAMAMBANandray fepetra ny tompon’andraikitra amin’ny fanadiovana ny canal C3 etsy Andava...
14/03/2026

🔴 FANADIOVANA NY CANAL C3 – ANDAVAMAMBA

Nandray fepetra ny tompon’andraikitra amin’ny fanadiovana ny canal C3 etsy Andavamamba.

Zava-dehibe ity hetsika ity satria :
✔️ Manampy amin’ny fisorohana ny tondra-drano
✔️ Manatsara ny fahadiovan’ny tanàna
✔️ Miaro ny fahasalaman’ny mponina

Ny fanontaniana dia izao 👇
👉 Ho maharitra ve ity fanadiovana ity sa vonjimaika ihany ?
👉 Inona koa no tokony hatao mba tsy hiverenan’ny olana ?

Asehoy ny hevitrao amin’ny commentaire.

14/03/2026
14/03/2026

Address

Antananarivo
Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vaovao Politika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share