28/02/2026
👉🏼 Fantatrao ve fa mitondra tsiro miavaka sy hanitra tsy manampaharoa ho an'ny sakafotsika ny vanille?
Teto izao m**o voatavo nolaroina vanille 🥰 andramo anie !!!
📱Aza misalasala manantona ao aminy hafatra miafina na 0388190699 (WhatsApp) raha mila vanille ianao
🛵 Mandefa manerana an'i Madagasikara izahay