Madagascar Ho an'ny Fanovana

Madagascar Ho an'ny Fanovana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Madagascar Ho an'ny Fanovana, Business Center, Lot V, Antananarivu.

Syndicat MITAFA, mampanangona vola mpampianatra, mpampianatra efa mijaly... Mampiasa logo MEN, alalana avy amin'iza? Sa ...
12/05/2026

Syndicat MITAFA, mampanangona vola mpampianatra, mpampianatra efa mijaly... Mampiasa logo MEN, alalana avy amin'iza? Sa ve rehefa CT dia afaka mampiasa logo?
Administration ve izy?

Ho avy eny koa anay...✅ HETSIKA AMPILAMINANA SADY FIRAISANKINAN'NY TANORA MPITOLONA REHETRA📆 Zoma 10 Aprily 2026🕙 1️⃣0️⃣...
09/04/2026

Ho avy eny koa anay...

✅ HETSIKA AMPILAMINANA SADY FIRAISANKINAN'NY TANORA MPITOLONA REHETRA

📆 Zoma 10 Aprily 2026
🕙 1️⃣0️⃣ ora Maraina
📍 Ambohijatovo dia avy eo Kianjan'ny 13 May

✊🇲🇬 Firasainkina Ho an'ny Taninjanaka

MBA EFA NANDINIKA VE IANAREO? 🤔💭Tsy ny resaka sy ny kiana an-jambany no mampandroso, fa ny zavatra hita maso. Sa tiana h...
12/03/2026

MBA EFA NANDINIKA VE IANAREO? 🤔💭
Tsy ny resaka sy ny kiana an-jambany no mampandroso, fa ny zavatra hita maso. Sa tiana ho "départ zéro" indray ny efa mandeha tsara, nefa ny fanadinana ofisialy efa akaiky ary ny recrutement efa mitohy?
Dr Elys Karena Hanitriniaina ihany no mahavita azy hatreto amin’ny fahaiza-manaony. Indreto ireo ASA MIVAINGANA tsy azo lavina:

✅ SOSIALY: Nilamina ny fitokonana tamin'ny alalan'ny DINIKA. Vokany: Niakatra ny Indemnité de craie sy ny Indemnité de logement.

✅ RECRUTEMENT (FRAM, ENS, CRINFP): Fangaraharana tanteraka! Nahazo tombony manokana ny sortant ENS tamin'ny fampidirana mpiasa marobe. Teo koa ny fiofanana FADEP sy PROXIMITÉ ho an'ny FRAM.

✅ MPAMATSY VOLA: Nofohazina ny tetikasa EAGER izay natory teo aloha. Mitohy sy mihamafy ny TALIM, PITAF, IFADEM, APPRENDRE, ELAN, ary ny fiaraha-miasa amin'ny Sinoa.

✅ TERRAIN: Tsy minisitra an-dapa izy fa efa nandalovany ny Faritra maro manerana ny Nosy nihaino ny vahoaka.

FEHINY: Aza faly hanolo olona miasa amin'ny olom-baovao tsy fantatra izay mety hanangon-karena fotsiny.

Tohanantsika ny efa mijoro sy miasa! 👏💪🇲🇬

🚨 RAISO NY ANDRAIKITRA JENERALY PIKULAS, AMBONY GRADE INDRINDRA AO ANATIN’NY FOLOALINDAHY🚨Tsy tokony hijery sy hangiana ...
12/03/2026

🚨 RAISO NY ANDRAIKITRA JENERALY PIKULAS, AMBONY GRADE INDRINDRA AO ANATIN’NY FOLOALINDAHY🚨

Tsy tokony hijery sy hangiana intsony ianareo TAFIKA araka ny efa nambaranareo, Aza avela ho potika @ zao ny firenena.

⛔ TANY TSISY FANJAKANA ETO :
❌ Tsisy Praiminisitra,
❌ Tsisy Governemanta,
❌ Tsisy Senat,
❌ ny CENI vao nametrapialàna.
Izany hoe tsy mbola hisy fifidianana iainga eo ao anatin'ny 1 taona farafahakeliny.

COLONEL MICHAEL sy ireo Mpanolotsaina Avo efa angady tsy mahatapak'ahitra, Mpamadika Tanindrazana, voabaikon'ireo MAFIA mpanao trafika maizina, mpanondrana harem-pirenena miaraka Koufaly, Siteny ary i Fanirisoa Ernaivo.

🔥 Efa mandrehitra adi-poko sisa ny mpisolelaka sy mpiaro fanjakana iarovany seza, zava-doza satria ampiadin'izy ireo ny samy Malagasy.

✅ MANANA ADIDY IANAREO SATRIA IANAREO NO DERNIER REMPART RAISO NY FAHEFANA FENO.
AORIANAREO NY VAHOAKA MARO AN'ISA.
⛔ AZA AVELA HO POTIKA NY FIRENENTSIKA⛔

Fitsenana An'i DREN Atsinana androany faha 30/01/2026 Tonga tao @ district Mahanoro
30/01/2026

Fitsenana An'i DREN Atsinana androany faha 30/01/2026 Tonga tao @ district Mahanoro

1ère arrivage 2026,...😅😅🤭
26/01/2026

1ère arrivage 2026,...😅😅🤭

20/01/2026

Address

Lot V
Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madagascar Ho an'ny Fanovana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share