02/07/2025
❌️❌️❌️Alefa Morabe❌️❌️❌️
➡️11Mianadahy: +10kg🎊 😍😍
💥Marron : 2vavy,4lahy : 230 000ar
💥Sada: 1vavy:220 000ar
💥Fotsy: 2vavy, 2lahy:220 000ar
💥2eme Porté
❌️❌️❌️Kisoa boriva, kopatsofina, environ 10kg
📛📛📛Efa misakafo tsara, 45jour😊😊📛📛📛
Kisoa salama, misakafo tsara ary vita traitement rehetra foana no raisinao👌👌👌
➡️🫴🫴Mivoka (1.5mois)
🏡Toerana Vatofotsy Antsirabe
☎️0347972493/034 45 524 47 na Mp.
Mirary soa antsika rehetra ooo 🥰🥰