07/05/2026
🔥 VAOVAO ETO MAHAZOARIVO 🔥
Tompona Gargote, Garage, Salon ve ianao nefa tsy mbola hita amin'ny INTERNET?
Ohatrinona ny client very isan'andro satria tsy hitany ny numéro-nao sy ny menu-nao?
Mada Tools Media no vahaolana 👇
Jereo ohatra site vitanay ho an'ny Gargote eto Mahazoarivo:
https://mahazoarivo.my.canva.site/gargote-maminy-mahazoarivo
TOMBONY HO ANAO:
✅ Ny client mahita ny MENU sy PRIX alohan'ny tonga
✅ KOMANDY mivantana amin'ny WHATSAPP - tsindry 1 fotsiny
✅ Ovaina 5 minitra isan'andro ny menu na prix
✅ Lasa MATIHANINA BE ny orinasanao eo imason'ny olona
TSY LAFO: 50.000 AR IHANY
VITA 1 ANDRO. Mifanena mivantana eto Mahazoarivo isika.
📩 MP ny page BIRA B'OX na antsoy: 0334829174
👉 Asio "J'aime" ny page raha tianao hahita ohatra hafa