Dokotera Mitsabo Manome torohevitra Mizara Asa

Dokotera Mitsabo Manome torohevitra Mizara Asa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dokotera Mitsabo Manome torohevitra Mizara Asa, Consulting Agency, Hôpital, Antsirabe.

29/01/2026

TAZOMOKA (Paludisme) : manimba voa (rein), aty, mampidina rà...ka mitandrema

28/01/2026

Tosidra avo (hypertension artérielle) : toebatana fa tsy aretina

08/02/2023

Mitady mpiaramiasa eto Antsirabe izahay : Dokotera, infirmier(e), cashpoint, épicier ou gargotte, mpiompy
Mp

Misy tension na tosi-drà avo na dibetika? Misy fikambanana ho antsika mahasoa.
20/12/2022

Misy tension na tosi-drà avo na dibetika? Misy fikambanana ho antsika mahasoa.

20/12/2022

Tsy mahasolo consultation ity pejy ity fa orientation référence médicale ( fanoroana ny toerana na ny Dokotera tokony aleha ) mba tsy hanaovana Dokotera tena no ato.

Ny sasany kosa defa diso be fiantana loatra e. Dokotera nge no eto fa tsy olontsotra te hiresaka. Tsarovy fa lafo foana ...
26/01/2022

Ny sasany kosa defa diso be fiantana loatra e. Dokotera nge no eto fa tsy olontsotra te hiresaka. Tsarovy fa lafo foana ny mitsabo noho ny misoroka💞❤️

Ilazana isika mpanaraka ny pejy fa hisy consultation en ligne gratuite (maimaimpoana) @ sabotsy ho avy Zao. Lazao ny nam...
06/01/2022

Ilazana isika mpanaraka ny pejy fa hisy consultation en ligne gratuite (maimaimpoana) @ sabotsy ho avy Zao. Lazao ny namana Ary asio 👍 ny pejy

Joyeux Noël
25/12/2021

Joyeux Noël

Fantatrao ve fa misy karazana aretina azo avy@firaisana aranofo miteraka homamiadan'ny taovampananahana.Koa Samia mitand...
25/11/2021

Fantatrao ve fa misy karazana aretina azo avy@firaisana aranofo miteraka homamiadan'ny taovampananahana.
Koa Samia mitandrina de Samia tahian'Andriamanitra daholo mba tsy ho otran'ity kapako ity ny Fahasalamanao.
Araho ny pejy.

*Manampy ny torohevitra saingy tsara raha fantarina aloa hoe iza ilay maneho hevitra alohan'ny hanarahana azy.*Mitoy hat...
28/10/2021

*Manampy ny torohevitra saingy tsara raha fantarina aloa hoe iza ilay maneho hevitra alohan'ny hanarahana azy.
*Mitoy hatrany ny fanoroana eto ka araho 👍 fa harena ny fahasalamana
*Dokotera somary sahirandava sy be asa no hiangaviana mamaly mp ka zay matotra ihany

26/10/2021

Raha hiresaka fanalan-jaza, "avortement provoqué" dia aza misahirana miantso anay. Misaotra
Ho anareo eto Antsirabe dia mbola mitoy ny fizarana maimaimpoana fanafody fanalàna fanaintainana.
Mirary fahasalamana hatrany o

06/10/2021

Ovulation : 14j avy aty aoriana
Raha cycle de 28j dia samy 14 avy aty aloa na avy aty aoriana.
Raha cycle de 32j ohatra dia @ 18e jour avy aty aloa no jour d'ovulation satria izay no 14j avy aty aoriana.
Izany no mila amantarana mialoa hoe cycle de firy jour ilay vehivavy.
Raha miovaova izany dia aleo tonga dia malina ka mampiasa fanabeazana aizana hafa : kapôty, abstinence, pilina, tsindrona, DIU,...
Aleo misoroka toy izay mitebiteby refa mbola tsy vonona

Address

Hôpital
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dokotera Mitsabo Manome torohevitra Mizara Asa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share