D'NJK sound

D'NJK sound Antsirabe ,apitan Epp antanambao Est ivohitra

NJAKA SOUND DE BIRA 0340249805033027435 DJ ,sono ,animateur d événement ,lumière
17/01/2026

NJAKA SOUND DE BIRA
0340249805
033027435
DJ ,sono ,animateur d événement ,lumière

09/01/2026

"Rehefa tezitra ianao, manaova ezaka tsy hiteny ireto fehezanteny ireto.

Reo izay mandratra mandrakizay 😢💔

Reo izay tsy ho adino mandrakizay.

Ireo teny toy ny :

– « Raha tsy izaho, tsisy dikany ianao. » 😞

– « Ianao ary noraofiko tena an-tsena. » 🛍️

– « Tamin’izaho nahita anao, tsy nanana n’inona n’inona ianao. » 🥺

– « Tsy tonga amin’izao misy anao izao ianao raha tsy zah. »

– « Ianao tsy misy valera mihitsy. » 😔

– « Afaka mahita tsara noho ianao zah ao anatin’ny 10 minitra. » ⏳

Ireo teny ireo, na dia notenenina tanaty hatezerana, dia mamela holatra lalina. 😞 Ary n’inona fifonana avy eo, ilay olona naratra dia nisy fiovana tsy azo kosehina.

Mety mbola mijanona izy.... fa efa tsy ilay fony tamin’ny teo aloha.

Tadidio :

👉🏾 Ny fahatezerana sy ny alikaola fanafody mamoaka ny marina.

Avoakan’izy ireo izay tena ao an-tsaina marina, fa afenina amin’ny fotoana tony. 🤫

Raha tena tianao ny olona iray, aza ampatsiahivana azy mihitsy izay nataonao ho azy. Izay natao tam-pitiavana tsy trosa, na tolotra ho efaina. Hetsiky ny fo ireny. 💖

Aza miteny hoe : « Fifandirana fotsiny iny. » Tsia. Indraindray, fehezanten roa dia ampy hamotehana dimiambinifolo taona fifankatiavana. 💔

Mahery ny teny.

Ampiasao izy ireo mba hanamboarana, fa tsy hamotehana. ❤️"

Sono,lumièreDj ,animateurLocation:0330271435/0340249805
06/12/2025

Sono,lumière
Dj ,animateur
Location:0330271435/0340249805

Location sono,lumiere,dj,group03302714350340249805
22/08/2025

Location sono,lumiere,dj,group
0330271435
0340249805

Tritriva ,tsis ts nlay e
04/10/2024

Tritriva ,tsis ts nlay e

Location sonoDjLumiere03379255040340249805
22/07/2024

Location sono
Dj
Lumiere
0337925504
0340249805

Mariage espace ty vahinyLocation sono ,lumiere 03402498050329102302/Mp,NjakaSound Abe
19/11/2023

Mariage espace ty vahiny
Location sono ,lumiere
0340249805
0329102302/Mp,NjakaSound Abe

Hira mba anisany tiko izy ity jeedai ft mahaleo ☺☺☺
19/11/2023

Hira mba anisany tiko izy ity jeedai ft mahaleo ☺☺☺

Location sono ,lumiere,djContact:03402498050329102302NjakaSound A/be
25/09/2023

Location sono ,lumiere,dj
Contact:0340249805
0329102302
NjakaSound A/be

Address

Antanambao ESt Ivohitra
Antsirabe

Telephone

+261340249805

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when D'NJK sound posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to D'NJK sound:

Share