23/05/2025
iresaka kely mahakasika ny FREEBITCOIN indray aloha.
👉 Ataovy izay ahazahoana 1$ par jour @ fanaovana ROLL dia ho hitanao fa vetivety io dia mahatratra minimum de retrait.
Possible ve izany !?
Ye: POSSIBLE tsara mintsy 'ny fanagonana RP sy BTC isaky ny Roll izay atao. (2 BTC + 4RP) /ROLL+ 2WOF (minimum) /jour
AHOANA NO AHAZAHOANA AN'ILAY 2 WOF (WHELL OF THE FORTUNE) na SPIN ISAN'ANDRO ?
👉Amin'ny alalan'ny échange RP POUR WOF azo atao isan'andro
👉Amin'ny alalan'ny hafatra izay alefan'ny FREEBITCOIN any anaty BOITE MAIL izay azo ampiasaina ao anatin'ny 48 ora.efa misy fampiananara mahakasika azy io nozaraiko ato anaty pejy fa mba mikaroka kely ianao
Mirary fahazotoana sy fahambizana ho anao.
Aza milavo lefona fa tsy natao ho amin'izany ianao.💪💪👍👊👊