10/02/2026
Eh..... Amin'izao hakatoky ny fety ny mpifankatia izao dia aza misalasala manantona any Bijouterie Rahoul et Matelas Akash Antsenakely fa homenay fahafampo inareo ka tongava, na inareo izay hanambady vao 😁😁 na ko te hisolo kidoro amin'ilay tena tsara indrindra, misy ihany koa ny firavaka maro isankarazany hatao cadeau hoany ramose na madame ka tongava, fa homenay fahafampo inareo izay tonga ato 💔💔💔