Manatanteraka nofy

Manatanteraka nofy 🌺Fahasoavana sy famindram-po no hanaraka ahy amin'ny Andro rehetra hiainako🌺

11/02/2026

Aiza daholo Ary fa ato Ilay tirage tsika sode tara o🥰🥰🎁
Iza no ahazo Ilay "Tee-shirt ho an'ny couple ?"🎀

11/02/2026

Eeeooohh! Amin'ny 6 ora rehefa veo ny fotoana antsika amin'ilay tirage amin'ilay "tee-shirt pour couple" o😍🥰

11/02/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Essen Moria Jonathan, Rovasedera Tokinomenjanahary, Sah Ilo, ʚʆɞ Léa ʚʆɞ, Rafanomezantsoa Erica, Tiavina T**i, Arinia Andrianavalomanjato, Toavina Raharilalaina, Prïns Heriniaina, Nathalie Rahelinirina, Clarisse Janette

11/02/2026

"Indro izaho momba anareo mandrakariva amparam-pahatonga ny fahataperan'izao tontolo izao" Matio 28:20 b
Amen🙏

Short baggy 4 pocheTaille 26,27,28,29,30Mp commande
10/02/2026

Short baggy 4 poche
Taille 26,27,28,29,30
Mp commande

Iza no Haka Ary o!Vilia mélamine 20 pièces (tout blanc)bé izao 150.000ar fotsiny 🫰(plateau,vilia,bol soupe, mifangaro)Mp...
10/02/2026

Iza no Haka Ary o!
Vilia mélamine 20 pièces (tout blanc)bé izao 150.000ar fotsiny 🫰(plateau,vilia,bol soupe, mifangaro)
Mp avy hatrany 🥰

👇
10/02/2026

👇

Ireto aloha ny ambina poketra ataon-tsika 10.000ar daholo fa aza tara🎁
09/02/2026

Ireto aloha ny ambina poketra ataon-tsika 10.000ar daholo fa aza tara🎁

09/02/2026

Lalana iray mitondra mankany amin'ny FANDRESENA ny tsy fialana an-daharana fa manohy foana👌Ndao Ary mandroso foana e!🏃

Lalao ahazahoana tee-shirt ho an'ny couple indray Ary o🥰Tsotra ny fepetra:🎀 Mentionnéo eto Ilay olon-tinao iny(tsy maint...
09/02/2026

Lalao ahazahoana tee-shirt ho an'ny couple indray Ary o🥰
Tsotra ny fepetra:
🎀 Mentionnéo eto Ilay olon-tinao iny(tsy maintsy abonnée ato amin'ny page nareo 2 vao mety)
🎀Invité-o de mentionné-o ny namana 7 hi-abonné ny page tsika
🎀Partagé-o amin'ny groupe 5 ity publication ity(capturé-o de alefaso eto)

Amin'ny 11 Février amin'ny 6 ora hariva ny hisarihana izay ahazo Ilay "Tee-shirt ho an'ny couple"🎁
👌Mandray commande ihany koa izahay ho anareo izay maniry hanao izany amin'ny vidiny MORA BE

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manatanteraka nofy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share