12/05/2026
Salut daholo 👋
Azafady ry zareo fa nisy nigafy indray ny pejy ka tsy afaka mizara ninia ato @ ito pejy ito intsony za ho antsika e 🥲.
Efa ho faty ilay pejy ito nefa mbl maro be ny zavatra mahasoa tokony voazarako tato : Asa en ligne, Formations gratuites, Astuces, sy Zavatra maro hafa ✨.
Ilay Asa en ligne sy Formations gratuites izay nozaraiko amintsika ireny izao dia vao fafa oazy daholo, vù que nisy nigafy indray ny pejy 🥲💔.
Ireo olona nigafy an’ito pejy ito moa sy ilay pejy ireny teo aloha dia ireo olona pialona hitantsika ireny ihany, ireo olona nangalatra phoneko t@ ry, ireo olona tompon-pejy miresaka Asa en ligne ireny ihany, ...
Efa koboko daholo ny identité an’ireo 🧐, fa tena tsy mety intsony ilay zavatra ataon'ny lsny.
Aiza koa ve no mba hoe rhf mamorona pejy ny olona, dia rhf mba mandroso kely ilay pejy dia gafiana sy potehina foana otran'izao,tena tsy mety ilay mentalité 🥲💔.
Fa manome avertissement an lsny farany za @ ity pub ity 🙂❗.
Avertissement farany izao ...
Raha mbl hitako mbl migafy na manakorontana ny pejiko lsny, dia tsy maintsy mametraka fitarainana amazay aho.
Ahin'ny lsny tsara ngmba ny dikany izany 🙂 ...
Havoakako eto @ Facebook koa ny sarin'ny lsny sy ny porofo rehetra, ary aza gaga raha misy impact @ lifen'ny lsny ilay izy satria n'en lsny olana tadiavina, nohon'ny adalan'ny lsny ihany ...
Miala tsiny ry zareo fa za tsy hangina intsony aho, satria efa nandefitra foana aho atram’izay ☺️🫡.
🔥❤️ Fa mba ho fifanampiana antsika kosa, dia mbola ataoko disponible foana ilay Formation Chatting Pro.
Koa raha mbola eto ilay pejy ito dia araraoty tsara ny manao ilay formation na dia hoe formation payante aza ilay izy, satria raha tsy eto intsony ny pejy / aho dia mety hanenina isika, zava-mahasoa ho antsika koa ilay izy ✨.
Opportunité ahafahana mahazo 2 250 M d'Ar isam-bolana mantsy io 😊✅.
Tsy mila Invest, tsy mila Referrals, mety an'i Rehetra, ...
🎥 Pour plus d'infos, jerevo ilay vidéo ito : https://www.facebook.com/share/v/19ntLbrKnk
Mirary soa antsika rehetra ❤️