21/06/2026
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ : "๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐"
๐ณ๐๐๐๐'๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
[๐ญ๐๐๐- 20 jona 2026]
Nahatontosa ny adidiny ny mpiara- miasa rehetra eto amin'ny Primatiora sy ny Rantsa- mangaika, notarihin'ny Praiminisitra, RAJAONARISON Mamitiana, ka nisafidy nanadio ny Fokontanin'i Mahazoarivo, androany maraina.
Iray volan'ny fitiavan-tanindrazana ny volana jona, hoy ny Praiminisitra ary tafiditra amin'izany ny asa fanadiovana, izay nankasitrahany ny minisiteran'ny Rano, ny Fidiovana sy ny Fahadiovana, nanentana ny olom-pirenena manerana ny Nosy ka miaraka manao fanadiovana faobe, androany 20 jona 2026.
Hafatra ho an'ny vahoaka malagasy avy amin'ny Praiminisitra, ny tokony hikajiana hatrany ny fananana iombonana, ary tsy miandry fanentanana foana vao handray andraikitra sy hirotsaka an- tsehatra.
ยฉ๏ธ Primatiora