Mi-Aina Events

Mi-Aina Events "La seule façon de faire du bon travail est d'aimer ce que l'on fait." —Steve Jobs

🔃🔃🔃🔃🔃🔃... Wait !!!! Loading
28/08/2026

🔃🔃🔃🔃🔃🔃... Wait !!!! Loading

🎉😻 Spécial Kidz Land dia toerana natsangana hoan'ny ankizy 3 - 13 taona (ahitana karazana kilalao - fampianarana - fivoa...
24/08/2026

🎉😻 Spécial Kidz Land dia toerana natsangana hoan'ny ankizy 3 - 13 taona (ahitana karazana kilalao - fampianarana - fivoarana ara-tsaina sy ara-tsosialy )

➡️ Ateliers & activités de toutes sortes (Art Craft - Danse - Musique - Cuisine - Cours d'appui et Aide aux devoirs...)

➡️ Misy toeram-pilalaovana (Play Indoor)

➡️ Espace Babycare Spot (Garderie à partir 9 mois)

➡️ Kidz Shop (misy entana maro hoan'ny ankizy - kitapo - kiraro - ankanjo aminy vidiny mirary)

Tsidiho ny pejy (ahitanao sary sy vidéo momban'ny toerana)

Antsoy laharana 034 20 361 12 - 032 75 536 00 Raha mila fanazavana fanampiny

Amin'izao vakansa izao Dia afaka Tonga isan'andro ny papouzy fa misokatra foana izahay 8 ora 30 ka hatraminy 4 ora ariva

Toerana : Dépôt 3 - 2 ème étage Fihavanana Center Antsirabe

Fihavanana Center Antsirabe : Fihavanana Center Antsirabe Tsarasaotra Dia Faly manolotra antsika mpivarotra, mpandrahara...
23/08/2026

Fihavanana Center Antsirabe : Fihavanana Center Antsirabe Tsarasaotra Dia Faly manolotra antsika mpivarotra, mpandraharaha sy mpisehatra eo aminy tontolo fitaovana sy kojakoja resaka fianarana-fampianarana hetsika manokana : " Foire de la rentrée 2026 - 2027" ✏️📐🧸📕📕📔📒

Daty : 27 - 28 - 29 - 30 Août 2026
Parking center

Tsisy vidim-pidirana Hoan'ireo Ray amandreny mitady izay ilaina ankizy amin'izao fidiran'ny mpianatra izao 🧑‍🎓🧑‍🎓🧑‍🎓🧑‍🏫🧑‍🏫🧑‍🏫

Misy "spectacle animation" iarahana amin Ny z'Art Iray

Antsoy ny laharana : 038 28 011 11 raha te handray anjara ianareo na ny 038 88 102 80

👏👏👏 Tsara ny hetsika mampandroso ny faritra 🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Mila Tohizana ampandrosoana ny toe-karena
13/08/2026

👏👏👏 Tsara ny hetsika mampandroso ny faritra 🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Mila Tohizana ampandrosoana ny toe-karena

Aza adino ary 📢 Rahampitso fotoana ao aminy Box 158 Fihavanana Center Antsirabe Fihavanana Center Antsirabe 👉👉 Tetikasan...
24/07/2026

Aza adino ary 📢 Rahampitso fotoana ao aminy Box 158 Fihavanana Center Antsirabe Fihavanana Center Antsirabe

👉👉 Tetikasan'ny Teatira Maoderina Lofty Coaching

Manomboka aminy 8 ora 💕👍📢🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Tsisy vidim-pidirana

📢🎭🎭 Gratuit 🎭🎭

Tongava Maro hoantsika Liana aminy sehatra Teatira / Art dramatique / Sarimihetsika

Hoan'anareo mpandraharaha, orinasa na fikambanana Kely na lehibe , toeram-pihofanana 📢📢Ity misy tolotra manokana : Locat...
17/07/2026

Hoan'anareo mpandraharaha, orinasa na fikambanana Kely na lehibe , toeram-pihofanana 📢📢

Ity misy tolotra manokana : Location Professionnelle Fihavanana Center Antsirabe Tsarasaotra ampitany Greenpark

Local 158, 2eme étage Fihavanana Center

Abonnement local tarif abordable !

Mp Raha mila fanazavana misimisy

Na miantso ny laharana 032 75 536 00

🚘🚔 A l'occasion de la grande rencontre des amoureux de 504 & 505, des stands sont disponibles durant 3 jours d'événement...
29/06/2026

🚘🚔 A l'occasion de la grande rencontre des amoureux de 504 & 505, des stands sont disponibles durant 3 jours d'événement au sein du Fihavanana Center Antsirabe🚘🚘🚖

Date : 09 au 11 Juillet 2026

12 Juillet : Grande Excursion des amoureux 504 & 505 au lac Andraikiba 🏔️🏖️🏖️

Mp pour plus d'informations

Contactez le 032 75 536 00

Mbola mitohy ny fankalazana ny asaramanitra 2026 ao aminy Fihavanana Center Antsirabe Fihavanana Center Antsirabe Tsaras...
22/06/2026

Mbola mitohy ny fankalazana ny asaramanitra 2026 ao aminy Fihavanana Center Antsirabe Fihavanana Center Antsirabe Tsarasaotra 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Rahampitso 23 Jona 2026 ny fotoana carnaval mamakivaky Antsirabe Centre 🇲🇬🇲🇬🇲🇬♥️♥️♥️♥️

Tongava Mijery !!!

Address

BOX 158 Fihavanana Center Antsirabe
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-Aina Events posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share