Laz'Arts Metallique

Laz'Arts Metallique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Laz'Arts Metallique, Business Center, Antsirabe.

🔩❤️ Mandrakizay ny fitiavana kalitao sy tanjaka! ❤️🔩Ny support de lame de ressort vitanay dia:✅ Soudure mafy sy matihani...
11/04/2026

🔩❤️ Mandrakizay ny fitiavana kalitao sy tanjaka! ❤️🔩

Ny support de lame de ressort vitanay dia:
✅ Soudure mafy sy matihanina
✅ Vy matevina sy maharitra
✅ Asa voadio tsara, natao haharitra ela 💪

✨ Raha mitady ouvrage métallique azo itokisana ianao—na ho an’ny fiara 🚗 na ho an’ny asa an-trano 🏠—dia eto izahay ao amin’ny Laz'Arts Metallique no vahaolana!

📞 Antsoy izahay:
👉 033 20 784 50
👉 038 90 403 11
📩 Na mandefasa message privé raha mahaliana anao

🔥 Kalitao, tanjaka, ary faharetana no ataonay laharam-pahamehana!

06/04/2026

Miarahaba antsika rehetra nahavita soa ny PAKA e! enga anie mba handresy tahakan'i Jesoa Kristy nandresy ny fahafatesana isika amin'ny fiainana! !!

Miarahaba antsika rehetra 👋🙂Manasa anareo rehetra, na débutant 🧑‍🏭 na efa grand / expérimenté 👨‍🏭, mba haneho hevitra mo...
20/03/2026

Miarahaba antsika rehetra 👋🙂

Manasa anareo rehetra, na débutant 🧑‍🏭 na efa grand / expérimenté 👨‍🏭, mba haneho hevitra momba ny procédé de soudage MMA 🔥⚡ eto amin’ity resaka ity.

👉 Ahoana tokoa ny fahitanareo azy:
✔️ Mora ve? 😌👍
❌ Sa sarotra? 😅🤔

Zarao eto ambany ny traikefanareo, ny olana efa nosedraina, na ny astuces kely fantatrareo 💡🛠️

Andao hifanampy sy hifanakalo hevitra mba hanatsarana hatrany ny fahaiza-manao 💪😊

Miarahaba antsika rehetra, arakan'ny efa nampanantenaina omaly dia iresaka momban'ny soudure concave sy convexe isika an...
19/03/2026

Miarahaba antsika rehetra, arakan'ny efa nampanantenaina omaly dia iresaka momban'ny soudure concave sy convexe isika androany
🔥 SOUDURE CONCAVE SY CONVEXE 🔥
Raha te hahazo soudure concave na soudure convexe, dia miankina betsaka amin’ny réglage ⚙️, ny position 📐, ary ny fomba fitondrana électrode na torche 🔥. Ireto misy fanazavana mazava sy praktika 👇
🔵 1. Soudure CONCAVE (miditra kely ao anatiny)
👉 Endrika: somary midina ⤵️ / lavalava kely ao anatiny ilay cordon
✔️ Ahoana no ahazoana azy:
➕ Ampitomboy kely ny intensité (ampérage) 🔥
➡️ Ataovy haingana kokoa ny fivezivezena (vitesse d’avance) ⚡
➖ Ataovy kely ny dépôt métal (tsy miadana loatra)
📐 Angle: mitongilana kely (10°–15°) mankany amin’ny lalana handehanana
🔥 Arc court (elanelana akaiky)
👍 Tombony:
✔️ Fidirana lalina ⛏️ (bonne pénétration)
✔️ Matetika matanjaka tsara 💪
⚠️ Fitandremana:
❗ Raha tafahoatra dia mety lasa malemy na misy creux be loatra
🔴 2. Soudure CONVEXE (mibontsina)
👉 Endrika: miakatra ⤴️ / mibontsina ambony ilay cordon
✔️ Ahoana no ahazoana azy:
➖ Ahena kely ny intensité 🔥
🐢 Atao miadana kokoa ny vitesse
➕ Ampitomboana kely ny métal d’apport
🔀 Azonao atao: manao mouvement kely (zigzag na rond 🔵)
🔥 Arc somary lava kely
👍 Tombony:
✔️ Mety tsara amin’ny asa sasany (ex: remplissage 🧱)
✔️ Mora tanterahina ho an’ny débutant 👨‍🏭
⚠️ Fitandremana:
❌ Raha be loatra dia:
➡️ Tsy miditra lalina ❗ (mauvaise pénétration)
➡️ Mety hiala mora ⚠️ (faible résistance)
⚙️ Torohevitra fanampiny:
✔️ Safidio tsara ny diamètre électrode 📏
✔️ Ataovy madio ny vy ✨ (tsy misy harafesina na menaka)
✔️ Mifehy tsara ny arc length 🔥
✔️ Manao entraînement amin’ny position samihafa 🔄
💡 Astuce pro:
👉 Raha te hahazo soudure tsara:
✅ Concave = 💪 matanjaka sy pro
⚠️ Convexe = 👀 tsara tarehy fa mila tandremana ny résistance
Ety am-pamaranana dia manasa anao hanaraka tsy tapaka ny pejy Laz'Arts Metallique ary mba samy hanasa ny namana hi-suivre!

Miarahaba antsika rehetra🔧 Androany dia hiresaka momba ireo fahadisoana dimy mahazatra ka miteraka olana amin’ny kalitao...
18/03/2026

Miarahaba antsika rehetra
🔧 Androany dia hiresaka momba ireo fahadisoana dimy mahazatra ka miteraka olana amin’ny kalitao sy faharetan’ny soudure. ⚠️ Indro asehoko 📸 an-tsary mazava tsara izany.

💡 Rahampitso kosa dia hiresaka momba ny atao hoe soudure concave sy convexe isika, ka araho tsy tapaka ny pejy satria maro ny torohevitra mahasoa azo ifampizarana.

🔔 Manasa anao hi-s’abonner ny page Laz'Arts métallique

Salama daholo! Renfort  indray ilay resaka a, tsy mijanona amin'ny sehatry ny tao-trano ihany izahay ato @ Laz'Arts méta...
10/03/2026

Salama daholo! Renfort indray ilay resaka a, tsy mijanona amin'ny sehatry ny tao-trano ihany izahay ato @ Laz'Arts métallique fa manao ny asa rehetra momban'ny ouvrage metallique ka manasa anao ary hanao commande e!
Tel:0332078450/0389040311
Na mp direct

👉E! Ho anao izay mitady idée amin'ny hisafidianana ny lokon'ny varavarana mifanaraka amin'ny lokon'ny rindrina 👍
03/03/2026

👉E! Ho anao izay mitady idée amin'ny hisafidianana ny lokon'ny varavarana mifanaraka amin'ny lokon'ny rindrina 👍

miarahaba antsika rehetra ndao indray ary mba samy haneho hevitra hoe fa maninona ny soudure no ratsy toy izao e?? ?? 😊😊...
02/03/2026

miarahaba antsika rehetra ndao indray ary mba samy haneho hevitra hoe fa maninona ny soudure no ratsy toy izao e?? ?? 😊😊😊

✨ “Ny asa tanana dia lasa mora kokoa rehefa manana fitaovana mety ianao! 🔧 Jereo ato amin’ity vidéo ity ny fomba fiasan’...
28/02/2026

✨ “Ny asa tanana dia lasa mora kokoa rehefa manana fitaovana mety ianao! 🔧 Jereo ato amin’ity vidéo ity ny fomba fiasan’ity soldering gun vaovao ity, manampy anao hahazo vokatra madio sy matihanina. 🚀”

New internally heated manual soldering gun set # internally heated manual soldering gun set

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Laz'Arts Metallique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share