Agence RVS

Agence RVS Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Agence RVS, Business Center, Imerintsiatosika, Arivonimamo.

Kely no iandohanao
24/10/2025

Kely no iandohanao

24/10/2025

Ny agence mailaka RVS dia manampy anao rehetra sy rehetra mba ahitanao asa haingana sy mety aminao,
* Izahay ihany koa dia mandray orin'asa madinika manana NIF STAT hisitraka famatsiam-bola avy any raha toa ka te hamokatra misimisy kokoa na te hampitombo ny ara-barotra sy ny vokatra azo.
* Manampy anao ihany koa mivarotra tany sy trano.
* izahay koa dia groupe RVS manome fahafalim-po anao raha toa ka misy lanonana ka mila serveuse na serveur ihany koa, manao decoration koa izahay.
* ato aminay koa dia misy garderie kely izay atao, afaka mitaiza ny zanakao na na ianao no misy fotoana alehanao ohatra na mivarotra, na miasa ka tsy afaka mitazona ny zanakao ianao dia eto izahay, rehetra, midira mp maka ny andinindininy
Koa aza misalasala tompoko miantso ny 038 86 630 46
RVS miasa ho anao,

24/10/2025

Mitady lehilahy mbola tsy manambady, hiasa , kilasy mandry, matotra tsara, eto imerintsiatosika

Address

Imerintsiatosika
Arivonimamo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agence RVS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share