Tefy Abonneo page Tefy

03/08/2026

Asiantsika kilalao kely ary aloha mba hampazoto anareo 🥰

Omena crédit iray izay tiany izay mahay ny toerana misy an'i Tefy 🥰

03/08/2026

Faly miarahaba antsika client mahafatra_po indray izahay 🥰
Otrizao ianareo rehefa tonga aty apotony manao commande,afaka atao mp ihany koa dia livrenay ihany koa an🥰
Asiantsika promotion amin'ity semaine ity tonga dia 22000 daholo izay tianao zoma ny livraison 🥰

12/07/2026

Mafy tokoa ny asa fa tsy misy resy tsy miady izany anefa eo amin'ny fiainana 🙏🙏💪💪

12/07/2026

Na dia kely aza ny niandohanao dia ho lehibe kosa no hiafaranao 📚
Ny erikerika ihany hono no mahatondra_drano⛈️
Koa aza miandry ela intsony fa atomboy ny tanjona fa vitanao io 💪🙏

11/07/2026

Maro no efa afa po tamin'ny angady tanana vitanay fa aza misalasala raha misy mahaliana anao ❤️
Afaka atao izay itiavanao azy tsara🥰

09/07/2026
Mahaiza manararaotra foana fa ilaina be izao itony amin'izao fanaovana voly avotra izao an 🥰
09/07/2026

Mahaiza manararaotra foana fa ilaina be izao itony amin'izao fanaovana voly avotra izao an 🥰

09/07/2026

Otran'izao izy rehefa vita afaka diovina afaka tsy diovina ihany koa 🥰

Izahay dia mpanefy mihintsy ho an'izay tia hanao commande amin'ny angady tanana Raha misy ankoatra ny angady ilaina dia ...
09/07/2026

Izahay dia mpanefy mihintsy ho an'izay tia hanao commande amin'ny angady tanana
Raha misy ankoatra ny angady ilaina dia afaka ataonay ihany koa rehefa momba ny vy 🧲

Address

Arivonimamo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tefy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share