06/01/2023
Miarahaba anao manokana izahay eto amin'ny page FMMF Fiangonana Mamerina ny Maro amin'ny Fahamarinana !
👉🏻 Ho fenoana ny fasoavana avy amin'ny Andriamanitra anie ianareo.
👉🏻 Ity page ity dia natao hiresahana ireo sitram-pon'Andriamanitra, izay handraisanao ireo fitahiana avy amin'ny Andriamanitra sy handovanao ny Lanitra vaovao sy ny tany vaovao.
Manasa anao ampitiavana be ary izahay mba hanaraka ny page