OPAP online

OPAP online Recrutement -Conseil- Stage -Orientation Professionnel pour touts le monde

RECRUTEMENT AGENT COMMERCIAL SUR TERRAIN Antsoy ny 0323827356-0381466794
28/02/2026

RECRUTEMENT AGENT COMMERCIAL SUR TERRAIN

Antsoy ny 0323827356-0381466794

Tongava mitsidika
27/02/2026

Tongava mitsidika

Mieritreritra ny hividy téléphone vaovao ve ianao ❓😍
Aza mitady lavitra intsony fa ity ity ihany dia efa mety be aminao 😎

✅ Prix: 490 000 Ar

▪️ Écran: 6.67"– 120Hz
▪️ Système d’exploitation: XOS 15.1 basé sur Android™ 15
▪️ 📸 Avant: 8 MP focus fixe, capteur 1/4"
▪️ 📸 Arrière: 8 MP capteur 1/4"
▪️ Processeur: T7250 puissant
▪️ Stockage interne: 128GB
▪️ Batterie 5000 mAh, charge rapide 15W

‼️ scellée avec garantie 12 mois

📲 Raha mila fanazavana fanampiny dia tongava mitsidika ireo magasin rehetra misy anay na ihany ko miantso ny laharana +261 38 45 961 09

23/02/2026

Tsotra kely ity lalao antsika manaraka ity 🎁
Firy mAh ary ny batterie anio + ❓🥰
✅ Mi-abonnés ny page
✅ Mi-partage ity publication ity
Abonné 5 tsara vintana mahamarina ny lalao no mahazo ny loka eto 🎁
Amin'ny Alatsinainy ary ny fotona e 😉

20/02/2026
Ampitapitao any Afaka miditra mp rah mila fanazavana
13/02/2026

Ampitapitao any
Afaka miditra mp rah mila fanazavana

12/02/2026

Tsy misy tsy mahalala ny tanjak'izany izany anie oa e 🥰
Aza mitady hafa intsony fa ity ihany dia efa mahavita izay zavatra tinao ho atao rehetra 👀

✅ Prix: 470 000 Ar

▪️ Écran: 6,67" avec perforation 120 Hz
▪️ 📸 Arrière 50 MP avec double flash
▪️ 📸 Avant 8MP avec double flash LED
▪️ Processeur: MediaTek Helio G81
▪️ Stockage interne: 128 GB
▪️ Batterie 5000mAh charge rapide 18W, port Type-C

‼️ scellée avec garantie 13 mois
📲 Raha mila fanazavana fanampiny dia tongava mitsidika ireo magasin rehetra misy anay na ihany ko miantso ny laharana +261 38 45 961 09

Spécial Saint Valentin
09/02/2026

Spécial Saint Valentin

Imagineo kely anie hoe ividianan'ny akizinao ity TECNO CAMON 40 ity enao @ St valentin e 😍
Dia mba ahoana ny fihetsem-ponao ❓🤔

Spécial Saint Valentin ilay offre Tongava manjifa
07/02/2026

Spécial Saint Valentin ilay offre
Tongava manjifa

💗 Offre spécial St Valentin 💗
Tolory ny cadeau tsara indrindra avy aminao ny olotinao 👩‍❤️‍💋‍👨
Miavaka be ity PROMOTION ity satria izay rehetra manjifa smartphone marque TECNO, INFINIX, REDMI, SAMSUNG, Q7 Mobile ary Itel ato aminay dia mahazo cadeau surprise daholo 🎁
Manomboka ny 09 février hatramin'ny 14 février hoavy izao ihany io Offre io an 🥰
Aza miandry ela ary fa tongava haingana ety @ points de vente rehetra misy anay maka ilay cadeau miavaka kely ho an'i olontinao e 😍

📲 Raha mila fanazavana fanampiny dia tongava mitsidika ireo magasin rehetra misy anay na ihany ko miantso ny laharana +261 38 45 961 09

MITOHY NY ASA Manampy anao amin'ny fampiroboroboana ny varotrao Vonona hatrany ny ekipa raha hifanerasera amin'ny mpivid...
07/02/2026

MITOHY NY ASA

Manampy anao amin'ny fampiroboroboana ny varotrao

Vonona hatrany ny ekipa raha hifanerasera amin'ny mpividy

Efa maro ireo hafa-po, mankasitraka hatrany

Araraoty fa misy promotion téléphone raitra sy matanjaka ary mazava sary ao amin'ny XO VIP STORE amin'izao ankatokiny Saint Valentin izao

Mirary soa

Address

Mangarivotra En Face Bois Sacré
Boeny

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OPAP online posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share