Association AEAJ

Association AEAJ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association AEAJ, Business Center, Atsimo Atsinanana, Farafangana.

Anisany passion - n'i  Mr DAVE resaka éducation, ary  hafataraneh  maro anazy e resaka fampianaragny teny Français sy An...
11/04/2026

Anisany passion - n'i Mr DAVE resaka éducation, ary hafataraneh maro anazy e resaka fampianaragny teny Français sy Anglais .

Manana technique mora sy tsotra izy hanamorana fahaizana teny vahiny !!

NSE💯Cours is🔝freely for speaking in🇬🇧English🇺🇸and🇫🇷French

🚷Stop🚫Exploring✍✍

📸 Sary vitsivitsy nanamarika ny Pâques 2026✨ Nanao hetsika manokana indray ny Association AEAJ nandritra ny Alahady P***...
10/04/2026

📸 Sary vitsivitsy nanamarika ny Pâques 2026

✨ Nanao hetsika manokana indray ny Association AEAJ nandritra ny Alahady P***a sy ny Alatsinainy P***a.

💼 Ankoatra ny fandraisana anjara amin’ny asa sosialy andavanandro, dia nanatantareka activités but lucratif ihany koa ny association, mba hanatsarana hatrany ny fiainapianany fikambanana

🚀 LE DÉVELOPPEMENT COMMENCE ICI

Arahabaina tratry ny tsingerintaona nahaterahana, Andriamatoa Filoha  🎉🎂Amin’izao andro manokana izao dia mirary fahasal...
04/04/2026

Arahabaina tratry ny tsingerintaona nahaterahana, Andriamatoa Filoha 🎉🎂

Amin’izao andro manokana izao dia mirary fahasalamana, faharetana ary fahombiazana hatrany izahay fianakavia-be AEAJ amin’ny fitarihana sy ny vina entinao hampandrosoana ny fikambanana sy ny tanora izahay 🎯✨

Misaotra indrindra amin’ny ezaka, ny fitiavana ary ny fanoloran-tena ataonao ho an’ny fampandrosoana sy ny ho avin’ny tanora 🤝🔥

21/03/2026
📍Fampiharana sur terrain nataon’ireo jeunes mpikambana ao amin’ny Association AEAJ androany. fampiharana fanodinana (tra...
15/03/2026

📍Fampiharana sur terrain nataon’ireo jeunes mpikambana ao amin’ny Association AEAJ androany.

fampiharana fanodinana (transformation) fako sachet( plastika )ho lasa Route pavé, izay azo ampiasaina tsara amin’ny fanamboarana lalana. ♻️🧱

Miezaka hatrany ity Association ity mamolavola ny sain’ny tanora amin’ny resaka création d’emplois sy manaitra ny esprit de créativité ao anatin’ny mpikambana tsirairay. 💡👥

🎯 Tanjona amin’izao fampiharana izao :

• 👨‍🔧 Fampanana asa sy fampaleovantena ny tanora mpikambana

• 🌱 Fiarovana ny tontolo iainana

• 🗑️ Fampihenana ny fiparitahan’ny fako eto amin’ny Commune Urbaine Farafangana

• 🛣️ Fandraisana anjara amin’ny fanatsarana sy fampihenana ny fahasimban’ny lalana

✨ AEAJ toujours en action pour le développement !

📢 LE DÉVELOPPEMENT COMMENCE ICI.

🌸 FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY Zo VEHIVAVY – 8 MARTSA 🌸Amin’izao 8 Martsa izao, ny Association AEAJ di...
08/03/2026

🌸 FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY Zo VEHIVAVY – 8 MARTSA 🌸

Amin’izao 8 Martsa izao, ny Association AEAJ dia manome voninahitra sy mankasitraka ary miahaba ireo vehivavy rehetra, indrindra ireo vehivavy ao anatin’ny fikambanana.

Ny vehivavy dia hery mitondra fanovana, fandrosoana ary fanantenana ho an’ny fiarahamonina. Manana anjara toerana lehibe izy ireo amin’ny fampandrosoana ny tanora sy ny firenena.

💐 Mirary fankalazana sambatra ho an’ny vehivavy rehetra!

AEAJ✨ Manome sehatra ho an'ny vehivavy hatrany 💌

# LE DÉVELOPPEMENT COMMENCE ICI #

✨ Fiaraha-miasa feno hery sy vina 🤝🌸Fiaraha-miasa Association AEAJ sy ny Ladies Circle N°9 Farafangana amin’izao fankala...
04/03/2026

✨ Fiaraha-miasa feno hery sy vina 🤝🌸

Fiaraha-miasa Association AEAJ sy ny Ladies Circle N°9 Farafangana amin’izao fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy – 08 Martsa izao 🌸
Nanatanteraka séance de partage izahay momba ny :

📚 Zo fototra

🧠 Développement personnel

💪 Confiance en soi

🎓 Fampirisihana amin’ny fianarana

💼 Culture entrepreneuriale

🧭 Orientation scolaire et professionnelle

Ho an’ireo mpianatry ny lycée avy amin’ny fikambanana roa tonta 👩🏽‍🎓👨🏽‍🎓

Misokatra hatrany ny fiaraha-miasa 🤝 ary porofo mazava izao hetsika niarahana tamin’ny Ladies Circle androany izao 💖

🔥 AEAJ toujours en action pour le développement !

🤍 🤲

LE DÉVELOPPEMENT COMMENCE ICI 🚀

📍 Tazana nihatrika fivoriana fikambanana tao Ambahibe izareo avy amin'ny Association  AEAJ 🎯 Anisan’ny anton’izany ny fa...
01/03/2026

📍 Tazana nihatrika fivoriana fikambanana tao Ambahibe izareo avy amin'ny Association AEAJ

🎯 Anisan’ny anton’izany ny fahatsapan’izy ireo fa isan’ireo fokontany eto Farafangana mbola ambany ny fahatakarana momba ny fanabeazana ara-pananahana (éducation sexuelle) eo amin’ny zatovo sy ny tanora ity fokontany ity .

🤝 Noho izany dia nidina ifotony izy ireo, mba hifampidinika sy hamantatra ny fotoana mety amin’ny rehetra hanaovana fifampizarana.

⚠️ Tanjona amin’izany ny hampihenana ny:

❌ Voka-dratsin’ny fitondrana vohoka tsy niriana (grossesse non désirée)

❌ Voka-dratsin’ny firaisana ara nofo aloha loatra

👨‍👩‍👧‍👦 Ity fanentanana ity dia hiarahana amin’ny ray aman-dreny, tanora ary zatovo, satria tsapan’ny Association AEAJ fa mbola misy ny tsy fahampian’ny fifampiresahana eo amin’ny ray aman-dreny sy ny zanaka.

🔥 AEAJ toujours en action pour le développement !

Tontosa soamantsara ny fanadiovana teto Amorodrano, ary nandray anjara mavitrika tamin’izany ny  Association AEAJNasehon...
28/02/2026

Tontosa soamantsara ny fanadiovana teto Amorodrano, ary nandray anjara mavitrika tamin’izany ny Association AEAJ

Nasehon’izy ireo tamin’ny ampahavitrihana sy ny tsiky tanteraka ny fanohanany ity hetsika ity, izay niarahana tamin’ny Commune Urbaine de Farafangana sy ny Lions Club Farafangana.

Nanamafy ny fanentanana ihany koa izy ireo nandritra ny hetsika, indrindra ho an’ireo mpanasa lamba, momba ny fanaparitana ny fampiasana sachet plastique mba hiarovana ny tontolo iainana.

#️⃣
# # ccjfarafangana
#️⃣
#️⃣
#️⃣
#️⃣
#️⃣


🔹 AEAJ toujours en action pour le développement

#️⃣ 🌍✨

🧹 Fanadiovana tao amin’ny CHRR FarafanganaTandroany, nanatanteraka asa fanadiovana tao amin’ny Hôpital CHRR Farafangana ...
31/01/2026

🧹 Fanadiovana tao amin’ny CHRR Farafangana

Tandroany, nanatanteraka asa fanadiovana tao amin’ny Hôpital CHRR Farafangana ny Association AEAJ (Association pour l’Éveil et l’Autonomie des Jeunes).

Natao izany noho ny fahatsapan’izy ireo fa toerana iombonan’ny rehetra ny hopitaly: mponina an-tanàna, ambanivohitra, ary na ireo mpandalo aza. 🏥

Ny fanadiovana ny ao anaty efitra (salles) sy ny ivelany . 🌿🧽

Ny fahadiovana no antoky ny fahasalamana”

ka izany no nanosika azy ireo hanatanteraka ity hetsika ity.

Marihina fa manao asa:

à but lucratif

et à but non lucratif

ary porofo amin’izany ity hetsika sosialy ity.

🤝 ✨

🧹 Fanadiovana tao amin’ny CHRR FarafanganaTandroany, nanatanteraka asa fanadiovana tao amin’ny Hôpital CHRR Farafangana ...
31/01/2026

🧹 Fanadiovana tao amin’ny CHRR Farafangana

Tandroany, nanatanteraka asa fanadiovana tao amin’ny Hôpital CHRR Farafangana ny Association AEAJ (Association pour l’Éveil et l’Autonomie des Jeunes).

Natao izany noho ny fahatsapan’izy ireo fa toerana iombonan’ny ary misitraka tombotsoa ao daholo ny olona rehetra : mponina an-tanàna, ambanivohitra, eny na ireo mpandalo aza. 🏥

Nidiovin'izy ireo ny ao anaty efitra (salles) sy ny ivelany tokontany 🌿🧽

Ny fahadiovana no antoky ny fahasalamana”, ka izany no nanosika azy ireo hanatanteraka ity hetsika ity.

Marihina fa manao asa:

à but lucratif

et à but non lucratif ity Association ity

ary porofo amin’izany ity hetsika social androany. ??

✨ ✨

Address

Atsimo Atsinanana
Farafangana
309

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association AEAJ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share