Miss et Mister Royal Madagascar

Miss et Mister Royal Madagascar 🏆 Élection Miss & Mister
🏆 Concours de beauté
🏆 Agence de mannequins

Rejoignez-nous et participez à Miss et Mister Royal Madagascar 🇲🇬

Salama tompoko,Androany dia hanazava ny fizotry ny fifaninanana Miss et Mister Royal Madagascar 🇲🇬 izahay.Ity dia fifani...
09/06/2026

Salama tompoko,
Androany dia hanazava ny fizotry ny fifaninanana Miss et Mister Royal Madagascar 🇲🇬 izahay.
Ity dia fifaninanana natao hanasongadinana ny maha izy azy sy ny talenta ananan'ny tovovavy iray, ary koa hampirisihana ny tanora hahay hifehy tena sy handray andraikitra eo anivon'ny fiarahamonina misy azy.
Tanjona ihany koa ny hampahatsapa ny tanora fa manana lanja sy hasina ny tenany, ary tsy olona tsotra fotsiny eo amin'ny manodidina azy izy ireo. ♥️🥰
Ny tanjonay dia ny hiara-hientana amin'ny fitaizana sy fanabeazana ny tanora mba tsy hivily lalana ary hahatonga azy ireo ho olom-banona sy mendrika. 🥰
Marihina fa ity fifaninanana ity dia hiady mafy amin'ny kolikoly ary hanome lanja ny mangarahara sy ny rariny, mba ho tena fifaninanana madio sy mendrika.
Fizotry ny fifaninanana
✅ Quart de finale
✅ Demi-finale
✅ Finale
Ireo ihany no dingana harahina, ary tsy hisy dingana nasionaly.
Tsy ny staff no handray fanapahan-kevitra momba ny valim-pifidianana fa ny jury irery ihany no hamaritra ny vokatra.
Mangarahara tanteraka ny fifaninanana ary natao indrindra hanomezana lanja ny vehivavy sy ny fahaiza-manaony.
Maro ireo hetsika sy fanadinana hatao mba hampisehoana ny tena maha-Miss ny mpandray anjara.
Fanadinana sy fanombanana
Fahaizana miteny sy manoratra amin'ny teny frantsay sy anglisy;
Fitondran-tena sy fahalalam-pomba;
Fomba fifandraisana amin'ny hafa;
Fahaizana maneho hevitra sy miresaka;
Fomba fiaina sy fikarakarana tena;
Ary lafin-javatra maro hafa.
Aza misalasala misoratra anarana fa voafetra ny toerana.
✅ Tsy misy droit de casting.
Fepetra fandraisana anjara
12 taona no miakatra;
Haavo 1m50 no miakatra.
🎁 Loka lehibe: Voyage surprise. ✈️🥰
Tongava maro ary manàna fahasahiana haneho ny maha ianao anao! ♥️🇲🇬

Bonjour à tous,♥️🥰Aujourd’hui, nous allons expliquer le déroulement du concours Miss et Mister Royal Madagascar 🇲🇬.Ce co...
09/06/2026

Bonjour à tous,♥️🥰
Aujourd’hui, nous allons expliquer le déroulement du concours Miss et Mister Royal Madagascar 🇲🇬.
Ce concours a pour objectif de mettre en valeur l’identité, les qualités et le potentiel de chaque jeune fille, tout en encourageant les jeunes à faire preuve de maîtrise de soi et à prendre leurs responsabilités au sein de la société.
Il vise également à aider les jeunes à prendre conscience de leur propre valeur, à comprendre qu’ils sont importants et qu’ils ont un rôle à jouer dans leur entourage. ♥️🥰
Notre ambition est de nous mobiliser ensemble pour accompagner et éduquer les jeunes afin qu’ils restent sur le bon chemin. 🥰
Il est important de souligner que ce concours luttera fermement contre toute forme de corruption et accordera une grande importance à l’équité et à la transparence.
Déroulement du concours
Quart de finale
Demi-finale
Finale
Il n’y aura pas d’étape nationale ; seules ces phases seront suivies.
Aucune décision concernant les résultats ne sera prise par le staff. Les résultats seront exclusivement déterminés par le jury.
Ce concours se veut transparent et respectueux des candidates, avec pour objectif de valoriser la femme.
De nombreuses activités seront organisées afin de mettre en avant les qualités qui font une véritable Miss.
Plusieurs évaluations seront également prévues :
Langues parlées et écrites : français et anglais ;
Comportement et savoir-vivre ;
Présentation personnelle ;
Habitudes de vie, notamment le repos et l’alimentation ;
Relations avec les autres ;
Expression orale et communication ;
Et bien d’autres aspects.
N’hésitez pas à vous inscrire, les places sont limitées.
✅ Aucun droit de casting.
Conditions de participation :
À partir de 12 ans ;
Taille minimum : 1,50 m.
🎁 Grand prix : un voyage surprise.

09/06/2026

Rariva hazavaina eto fizotrany lalao ho any Analamanga 🥰
Tsara marihina fa tsy misy national ny lalao

👑✨ GRAND CASTING MISS ROYAL – ÉDITION ANALAMANGA ✨👑🌸 Manonofy ho lasa Miss ve ianao? Izao no fotoana hanehoanao ny hatsa...
08/06/2026

👑✨ GRAND CASTING MISS ROYAL – ÉDITION ANALAMANGA ✨👑

🌸 Manonofy ho lasa Miss ve ianao? Izao no fotoana hanehoanao ny hatsaranao, ny talentanao ary ny fahatokisanao tena!

💖 INSCRIPTION GRATUITE 💖 FORMATION GRATUITE 💖 DROIT DE CASTING : 00 AR

📌 Conditions : ✨ Filles de 12 ans et plus ✨ Taille minimum : 1m50

📂 Dossier à fournir : ✔ Nom complet ✔ Adresse ✔ Âge ✔ Mensurations ✔ Numéro de téléphone ✔ 2 photos plein pied ✔ Taille

👑 Aza avela handalo ny fahafahana hanatanteraka ny nofinao!

📩 Informations et inscriptions : Page Miss et Mister Royal Madagascar
Miss et Mister Royal Madagascar




👑 MISS ET MISTER ROYAL FIANARANTSOA – 1ère ÉDITION ✨🎉 Loading Casting 2026.........🕑💫 “Sois toi-même, deviens l’inspirat...
07/06/2026

👑 MISS ET MISTER ROYAL FIANARANTSOA – 1ère ÉDITION ✨

🎉 Loading Casting 2026.........🕑

💫 “Sois toi-même, deviens l’inspiration.” 💫





Lasa izao ry Analamanga 🥰♥️    inscription ouvert 🥰
28/05/2026

Lasa izao ry Analamanga 🥰♥️
inscription ouvert 🥰

👑✨ MISS ET MISTER ROYAL ANALAMANGA – 1ère ÉDITION ✨👑🎉 Misokatra ny fisoratana anarana !💫 “Sois toi-même, deviens l’inspi...
21/05/2026

👑✨ MISS ET MISTER ROYAL ANALAMANGA – 1ère ÉDITION ✨👑

🎉 Misokatra ny fisoratana anarana !

💫 “Sois toi-même, deviens l’inspiration.” 💫




👑✨ MISS ET MISTER ROYAL FIANARANTSOA – 1ère ÉDITION ✨👑🎉 Misokatra ny fisoratana anarana !💫 “Sois toi-même, deviens l’ins...
20/05/2026

👑✨ MISS ET MISTER ROYAL FIANARANTSOA – 1ère ÉDITION ✨👑

🎉 Misokatra ny fisoratana anarana !

💫 “Sois toi-même, deviens l’inspiration.” 💫




Hialatsiny izao VAO miverina izahay ato ♥️🥰  hialatsiny Raha toa ka annulé Ilay concours tany Fianarantsoa noho Antony m...
19/05/2026

Hialatsiny izao VAO miverina izahay ato ♥️🥰
hialatsiny Raha toa ka annulé Ilay concours tany Fianarantsoa noho Antony maro sy programme nifanontona
efa hiverina izy Zao manerany faritra rehetra ♥️

efa pare indray izy tyh♥️♥️
25/09/2025

efa pare indray izy tyh♥️♥️

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miss et Mister Royal Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share