23/05/2026
Maîtres, tena faly sy ravo izahay eto Fianarantsoa noho ny fahatongavanareo mamangy anay 🙏❤️
Misaotra tamin’ny fampianarana sy fitarihana ho amin’ny lalan’ny fahombiazana. Tombony lehibe ho anay ny fisianareo 🤍
Surprise pour toi manome tsiky sy mizara hafaliana ho anao hatrany🌸❤️