Claude Rah'ta

Claude Rah'ta 📗📘Torohevitra, Fifanampiana, Tuto, business 📕📔

30/04/2026

mbola tsy niasa akory dia efa voaroaka. inona no mety ho antony?😄

18/09/2025

Transfert SMS📱
Loading...

Fikafika hiarovana ny antso ataonao sao misy transfert d'appel ao. Ary ampianarina anao raha tinao hatao transfert any a...
17/09/2025

Fikafika hiarovana ny antso ataonao sao misy transfert d'appel ao. Ary ampianarina anao raha tinao hatao transfert any aminao ny antson'zay tinao hatao transfert aminao📱📞📱
Araho ao amin'ny commentaire 👇 abonné ny page Claude Rah'ta

Aiza amin'ireto ary no ilainao fa ampianariko maimaimpoana eto amin'ny pejy?1. Déverrouiller phone touche.2. Déverrouill...
17/09/2025

Aiza amin'ireto ary no ilainao fa ampianariko maimaimpoana eto amin'ny pejy?
1. Déverrouiller phone touche.
2. Déverrouiller phone Android

17/09/2025

Araka ny efa nolazaiko an dia efa ao amin'ny réel ny fizaràna voalohany eto amin'ny pejy. Araho ary eh!🙏

13/09/2025

Maro zao ny maneso any hoe inona no mba ho zavatra nolazaiko amin'ity page ity?
Ao ny tohiny👇

Mety tsy hohitanao ato aho anatin'ny 3 andro ity fa hanao travail personnel aloha, hikontran, aorian'zao hizara zava-bao...
13/09/2025

Mety tsy hohitanao ato aho anatin'ny 3 andro ity fa hanao travail personnel aloha, hikontran, aorian'zao hizara zava-baovao hoanareo aho.
Ataovy amin'ny commentaire ary zay tianao hozaraiko maimaimpoana ato.
Asio j'aime ny page hampazoto ahy hizara

13/09/2025

Mety tsy hohitanao ato loatra aho anatin'ny 3 andro ity fa hanefy tena aloha,
Afaka aorian'zay ndray hahazo zava-baovao ianareo.

Address

RTJC
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Claude Rah'ta posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share