Cire' Gasy

Cire' Gasy Cire'gasy , manala volo2 💯 , mora ampiasaina✨, tsy mandany fotoana ⏳
☎️Contact: 0388240014

🔥 LIVRAISON GRATUITE 🔥 RAMPITSO 16 Mai à Soanierana, andrainjato, antanifotsy aza tara ary fa disponible ny cire épilato...
15/05/2026

🔥 LIVRAISON GRATUITE 🔥 RAMPITSO 16 Mai à Soanierana, andrainjato, antanifotsy
aza tara ary fa disponible ny cire épilatoire" ilay fanalana volo2 tena efficace, elabe vao miverina maniry ny volo, malefaka sy Salama ny oditra rehefa mampiasa azy"
➡️ Gamme complète
➡️ packs complet avec accessoires
➡️ huile apaisante
➡️savon gommage
➡️bande épilatoire au choix " à jeter ou lavablesTout Le Mondede
☎️0388240014/MP direct

eh! elaela zay , disponible daholo ireo: 👉🏼CIRE ÉPILATOIRE COMPLÈTE/ GAMME😉👉🏼 HUILE APAISANTE (huile de zozoba)👉🏼 SAVON ...
11/05/2026

eh! elaela zay , disponible daholo ireo:
👉🏼CIRE ÉPILATOIRE COMPLÈTE/ GAMME😉
👉🏼 HUILE APAISANTE (huile de zozoba)
👉🏼 SAVON GOMMAGE
👉🏼 BANDES ÉPILATOIRE à jeter ou lavables réutilisable.
mandefa n'aiza n'aiza misy
☎️0388240014

Lundi de Pâques ⛱️🌊👒🏊🏾‍♂️👙🤽🏾‍♂️, tsy tsara raha lava e volokelika fa  hanelingelina  piscine ity ary ilay cire épilatoir...
27/03/2026

Lundi de Pâques ⛱️🌊👒🏊🏾‍♂️👙🤽🏾‍♂️, tsy tsara raha lava e volokelika fa hanelingelina piscine
ity ary ilay cire épilatoire hiomananao , cire chaude ao 'gasy
Manongotra ny volo hatrany , mapalefaka oditra, elabe vao miverina maniry ny volo
Mp ary ô, ☎️ 0348240014
Tout Le Monde
Vente rehetra

Tsara eee 🥰🥰Ilay cire épilatoire 💯 naturelle natao ho anao , disponible 7j/7j , qualité 💪 👉Oui tsy mifidy karazan oditra...
14/03/2026

Tsara eee 🥰🥰
Ilay cire épilatoire 💯 naturelle natao ho anao , disponible 7j/7j , qualité 💪
👉Oui tsy mifidy karazan oditra 🍋
👉Oui tsy manapaka volo fa manongotra ny volo hatrany 👍
👉Oui elabe vao miverina maniry ny volo 😘
👉Oui afaka tehirizina tsara mintsy 💯
👉Oui efa miaraka épilatoire sy spatules ( efa complet) 😉
👉Oui ts mandany fotoana fa mora ampiasana ❤️
👉ENY manala an'ilay tasy mainty navelany rasoir 🥰
Tout Le Monde

Abonnéo sy asio j'aime ary ny page tsika e👍
https://www.facebook.com/profile.php?id=61573209951323
☎️0388240014 😘

Efa lava ve ny volo🤩? Disponible  ny cire atCire' Gasyyy, azo antoka, afaka tehirizina, manongotra ny volo hatrany  , ma...
11/03/2026

Efa lava ve ny volo🤩? Disponible ny cire atCire' Gasyyy, azo antoka, afaka tehirizina, manongotra ny volo hatrany , maha Salama oditra. Aza tara ary ô,💯 bio foana ny antsika,
Mp ary ô 🥰, ☎️ 0388240014
Tout Le Mondende

tsy vitany manongotra ny volo hatrany  fa ambola mahafotsy elika ihany koa, manala fofona  no mapalefaka oditra 😍cire ép...
25/02/2026

tsy vitany manongotra ny volo hatrany fa ambola mahafotsy elika ihany koa, manala fofona no mapalefaka oditra 😍
cire épilatoire 💯 naturelle🍋🍋, cire tropicale🌴, cire chaude
disponible ho anao izao dia izao
☎️0388240014 👉 mp ary ô

18/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tåhįrÿ Kåyå's, Esperan Joseph Henri, Augustine Rasoafara, Nofy Andrianantenaina, Olycia Arnelah, Ainaharivelo Jo, Ofélia Esther, Fy Fetison, نيكي أمبينينتسوا, Hasïny Aïna, Pappa Razzi

Tsara eee 🥰🥰Ilay cire épilatoire 💯 naturelle natao ho anao , disponible 7j/7j , qualité 💪 👉Oui tsy mifidy karazan oditra...
18/02/2026

Tsara eee 🥰🥰
Ilay cire épilatoire 💯 naturelle natao ho anao , disponible 7j/7j , qualité 💪
👉Oui tsy mifidy karazan oditra 🍋
👉Oui tsy manapaka volo fa manongotra ny volo hatrany 👍
👉Oui elabe vao miverina maniry ny volo 😘
👉Oui afaka tehirizina tsara mintsy 💯
👉Oui efa miaraka épilatoire sy spatules ( efa complet) 😉
👉Oui ts mandany fotoana fa mora ampiasana ❤️
👉ENY manala an'ilay tasy mainty navelany rasoir 🥰
Tout Le Monde

☎️0388240014 😘

J-2 St Valentin 🥰😘👩‍❤️‍👨Mbola afaka manomana terrain miaraka Cire' Gasy  , Tonga de madio bé de après 4semaine ndray vao...
12/02/2026

J-2 St Valentin 🥰😘👩‍❤️‍👨
Mbola afaka manomana terrain miaraka Cire' Gasy , Tonga de madio bé de après 4semaine ndray vao manala , afaka anesorana ny volo rehetra toy ny helika, Pays-Bas, jambes, volombava, tratra, kibo,...
mora ampiasana sad mirary
Tout Le Monde

10 février 2025- 10 février 2026, 🎉🥳🎊 JOYEUX ANNIVERSAIRE 🎈 Cire' Gasy , 🎊FENO 1 TAONA  androany NY PAGE sy niarahatsika...
10/02/2026

10 février 2025- 10 février 2026, 🎉🥳🎊 JOYEUX ANNIVERSAIRE 🎈 Cire' Gasy , 🎊FENO 1 TAONA androany NY PAGE sy niarahatsika fnifalpizara teto, mankasitrak anareo nanjifa hatramizay ary antenaina ny hitoazan'izay
Disponible foana ny cire épilatoire ato , tsy miova fny vokatra fa ambola au top qualité ihany , 💯 naturelle 🥰👌, ilay mora ampiasaina no Sady mora vidy, manala tasy no mahafotsy azy, elabe vao miverina maniry ny volo 🥰
Aimée, abonné ny page https://www.facebook.com/profile.php?id=61573209951323

Address

Soanierana Andrainjato Fianarantsoa
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cire' Gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share