12/02/2026
Zaraiko Dia vakio fa mahasoa anao ❤️❤️
🚨 LOZA MIAFINA REHEFA MATORY AKAIKY NY TÉLÉPHONE 🚨
⚠️ Aretina goavana tsy tsapan’ny olona fa tena misy!
📱😴 Maro amintsika no matory miaraka amin’ny téléphone eo akaikin’ny loha, eo ambanin’ny ondana, na eo ambonin’ny fandriana…
👉 Saingy vitsy no mahalala fa mety ho loza mangina ho an’ny vatana sy ny saina izany.
🧠❌ IRETO NO ANTONY LEHIBE MAHA TONGA IZANY ?
🔬 Ondes électromagnétiques (EMF)
Ny téléphone dia mamoaka ondes électromagnétiques (Wi-Fi, 4G/5G, Bluetooth) na dia tsy ampiasaina aza.
📌 Rehefa akaiky ny loha izy mandritra ny torimaso :
manelingelina ny fiasan’ny atidoha
mampihena ny melatonine (hormone du sommeil)
manakorontana ny cycle naturel du sommeil
⚠️ ARETINA LEHIBE METY HIPOITRA
❗ Tsy miseho tampoka, fa tsikelikely :
🧠 Aretina ara-tsaina sy ara-atidoha
Tsy mahita tory / mifoha matetika
Aretin-doha miverimberina
Fahakiviana, stress, anxiété
Fitohanana saina (trouble de concentration)
Fitadidiana mihena
❤️ Aretina ara-batana
Hery fiarovana mihena (immunité faible)
Faharerahana lava
Fikorontanan’ny fitempon’ny fo
Fikorontanan’ny hormonina
📌 Amin’ny fikarohana médical maro, ny fipetrahana EMF maharitra akaiky loha dia mampitombo ny risika aretina neurologique (aretin’atidoha sasany) – indrindra raha maharitra taona maro.
👶🤰 IRETO AVY NY OLONA TOKONY HITANDRONA ?
⚠️ Ankizy sy tanora
mora voakasiky ny ondes
⚠️ Vehivavy bevohoka
mety hisy fiantraikany amin’ny zaza ao an-kibo
⚠️ Olona mora reraka, stressé, na sahirana torimaso
vao mainka miharatsy ny olana
➡️💭👇🏽 Ao @ commentaire misy toro hevitra tsotra nefa anampy be anao raha arahana tsara 🥰
👉 Raha tianao mbola hitohy ny astuce & conseil santé dia asio “Misaotra na Merci” ao amin’ny commentaire 🙏
👉 Raha vaovao ianao Abonneo ny pejy Fitsaboana azo antoka & torohevitra mahasoa
👉 Partage faran’izay betsaka 🌍
📞 Contact : 038 99 537 84 | 032 31 238 00