Elevate by M.G.I

Elevate by M.G.I Elevate by M.G.I.– Empowering Malagasy students to achieve U.S. Bridging potential & possibility!

educational success! 🌍✈️🎓 We guide you through university applications, visa processes, test prep, housing, internships and more.

14/07/2025

Te hahazo "scholarship" bebe kokoa ? Henoy tsara ny zavatra resahako eto fa manampy. Samy maka izay tandrify azy dia mampihatra izay azo atao.

30/06/2025

Afaka miasa sady mianatra ve rehefa mianatra aty Etazonia? Hamaly an'io aho amin'ity video ity.

14/06/2025

Ho an'ny ankizy rehetra manala "Bacc" amin'izao sy ny 5 taona manaraka ity hafatra ity. Somary lava kely ny video fa araho hatramin'ny farany ahafantaranao ny antony ilay opportunite sy ny hafatra.

09/06/2025

🇲🇬: Ny "Networking" dia fomba iray hamoronana finamanana na fifandraisana amin’olona afaka manampy anao hianatra, hitombo, na hahita fanararaotra vaovao. Fifampiresahana, fifampizarana hevitra, ary fifanampiana no tanjona. Ho an’ny mpianatra sy ny olona izay tia hisondrotra ambony kokoa eo amin'ny sehatry ny asa, ny networking dia afaka mitondra asa ho anao, torohevitra, ary fanohanana amin’ny toerana vaovao.
👉 Networking dia afaka manokatra varavarana ho an'ny hoavinao!
🇺🇸: Networking means making friends or connections with people who can help you learn, grow, or find new opportunities. It’s about talking, sharing ideas, and helping each other. For students and those who want to grow, networking can lead to jobs, advice, and support in a new place.
👉 Networking can open doors to your future!

26/05/2025

Afaka mahazo karama tsara, traikefa, ary manokatra varavarana ho amin'ny hoavy.
Io no ataon'ny visa H-2B.
🎥 Hazavaina ao anatin'ity vidéo ity:
✔️ Ahoana ny visa H-2B
✔️ Asa inona no afaka andraisana anjara
✔️ Ny Orinasa afaka manampy

💡 Raha fantatrao ny làlana, dia afaka manomboka ianao.
rohy vitsivitsy mety hanampy:
https://www.linkedin.com/pulse/benefits-h-2b-workers-landscaping-groundskeeping-employers-vks5e/?trackingId=EQg2NR7dQa%2BQdxOSstB0WA%3D%3D
https://www.bdvsolutions.com/careers/vice-president-of-h-2b-programs

Address

IVE 73 Bis Tsarafaritra
Imerintsiatosika
112

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Elevate by M.G.I posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share