LumiSol'R

LumiSol'R Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from LumiSol'R, Solar Energy Company, Itaosy, Itaosy.

💡Manome hazavana na aiza na aiza toerana misy anao!🔌Mora ampiasaina ao antrano, ambanivohitra, camping, jardin, voyage s...
08/04/2026

💡Manome hazavana na aiza na aiza toerana misy anao!
🔌Mora ampiasaina ao antrano, ambanivohitra, camping, jardin, voyage sns ...
👉Ireto avy no miaraka aminazy.
✅ Panneau solaire 3W.
✅ Batterie lithium
✅ Ampoule LED 02
🔋Afaka ichargena telefaonina; autonomie jro maharitra 10 ora.
🏃‍♂️Koa aza misalasala intsony ary fa ataovy ny komandy.
🏷️Vidiny 129 000 Ariary indray mandoha ihany.
🚚 Livraison manerana ny nosy.
⚠️ Stock voafetra ihany
🌱

😖 Leo miaina anaty haizina ve ianao? Ity misy hazavana maimaimpoana.,💁 Ity mini kit solaire 3W ity dia misy jiro LED 02 ...
24/03/2026

😖 Leo miaina anaty haizina ve ianao? Ity misy hazavana maimaimpoana.
,💁 Ity mini kit solaire 3W ity dia misy jiro LED 02 mazava be, afaka ihany koa mi-charge finday amin'ny alalany ny herin'ny masoandro.
⛺Mety tsara raha any ambanivohitra ianao, na mpandeha voyage matetika, na faritra tapaka jiro lava.
💡Ankafizo ary ny hazavana sy herinaratra maimaimpoana amin'ny fotoana izay ilainao.
🚨Komandio dieny izao ary ny anjaranao fa vitsy ihany stock misy.
💰Mini kit complet amin'ny vidiny tokana 129 000Ariary.
🚲 Livraison manerana ny nosy
⚠️ Stock voafetra
☎️ 034 10 501 37 ou MP Direct.
🌱

🌞  Omeo hazavana ny ankohonanao fa zo fototra izany!💡 Mini kit solaire mora ampiasaina na aiza na aiza toerana misy anao...
05/10/2025

🌞 Omeo hazavana ny ankohonanao fa zo fototra izany!
💡 Mini kit solaire mora ampiasaina na aiza na aiza toerana misy anao.

✅ Jiro LED 02 mazava be.
✅ Batterie lithium mateza: maharitra 10 ora autonomie.
✅ Afaka mamahana finday android ampilaminana.
✅ Mora instalena tsy ilaina teknisianina.

🚨 Araraoty izao tsindrio ny 👉 "Envoyer message" 👈
na antsoyny 📞 034 10 501 37 sao tara eo indray.
🏆 Vidiny indray mandoha ihany : 129 000 Ariary.
🚚 Manao livraison tana, mandefa any amin'ny faritra ihany koa.
⚠️ Stock voafetra.
🌱

🚨  Mijaly noho ny delestazy ka miaina anaty aizina foana? namanao akaiky ity mini kit solaire ity!✅  Ampoule LED roa man...
21/09/2025

🚨 Mijaly noho ny delestazy ka miaina anaty aizina foana? namanao akaiky ity mini kit solaire ity!

✅ Ampoule LED roa manazava ny tranao.
✅ Mahavita mamahana finday ihany koa.
✅ Mora ampiasaina, tsy ilaina teknisianina.

☀️ Omeo hazavana hatrany ny tokantranonao.
🚀 Alefaso malaky ary ny komandinao fa sao tara fa kely ihany stock.
🔒 Mini kit complet amin'ny vidiny tokana 129 000Ariary.
🚲 Livraison manerana ny nosy
⚠️ Stock voafetra
☎️ 034 10 501 37 ou MP Direct.

☀️ Veloma ny delestage! Hazavao ny trano na tsy misy Jirama ary!💡 Kit solaire: Jiro LED 02 mazava be + chargeur finday m...
03/05/2025

☀️ Veloma ny delestage! Hazavao ny trano na tsy misy Jirama ary!

💡 Kit solaire: Jiro LED 02 mazava be + chargeur finday mandeha amin'ny masoandro!
🔌Tsy mila herinaratra intsony: 10 ora autonomie. 0 Ariary faktiora!
🏡Mety amin'ny trano, tsena, camping, jardin...
✅Misy garantie 06 volana.
🚐Livraison manerana ny Madagasikara.
💰Vidiny tokana: 129 000Ariary fotsiny.
⚠️Stock voafetra ihany.
☎️ Komandio dieny izao: Alefaso MP na antsoy mivantana 034 10 501 37
PS : sary tena izy daholo ireo.

02/02/2025

☀️ Hazavana avy amin'ny herin'ny masoandro.💡
🏠 Vahaolana tsara indrindra hanazavana ny ao trano raha any amin'ny toerana tsy misy JIRAMA na ihany koa delestage lava.
✅ Ampoule LED 02 mazava be 6500K.
✅ Panneau solaire matanjaka afaka mcharge rapida na dia maloka aza ny andro.
✅ Batterie mafy tsara afaka miasa 24h/24h.

🚨Tombony azonao:
✨Autonomie maharitra 10h rehefa mcharge tsara nandritra ny andro.
✨Tsy misy facture aloha
✨Mora instalenna: branchena fil, mametaka ampoule, mirehitra.

🎯Prix: 129 000 Ariary
🚴🏻 Livraison:gratuit raha eto tana ville hafa indray raha peripherie,mandefa mankany amin'ny faritra ihany koa izahay.
⚠️ Stock limités.
☎️ 034 10 501 37
PS: Sary tena izy

☀️ Mahavonjy anao amizao delestage izao lavareny izao.🌞💪 Ity kit solaire ity no vahaolana tsara indrindra mahaleo tena t...
20/10/2024

☀️ Mahavonjy anao amizao delestage izao lavareny izao.🌞
💪 Ity kit solaire ity no vahaolana tsara indrindra mahaleo tena tanteraka ianao no mitsitsy be.
☝️ Ity kit ity dia ahitana:
⏩ Ampoule LED mazava be anankiroa 6000-6500k miaraka amin ny fil 4 metre avy.
⏩ Panneau solaire iray 6v/3w.
⏩ Batterie misy sortie USB 5V/4000mA afaka ichargena telephone ihany koa.
🔩 Mora apetaka sy mora ampiasaina:
☑️ Mahavonjy anao tanteraka anaty delestazy.
☑️ Mahasolo ny labozia raha toa ka any ambanivohitra any antokontany, eny anjaridaina.
💣Alefaso ary ny komandinao fa sao dia tara fa vitsy ihany izy ity.
💰Prix: 130 000Ar
🚲 livraison a partir de 3000 ariary en ville. mandefa any amin'ny faritany koa izahay.
☎️ 034 86 109 79/ 034 10 501 37


☀️ Hazavana hoan'ny daholobe 🌞🎯 Tsy matahotra ny fahatapahan-jiro lava sy ny faktioran-jiro mihaompapana intsony.💪 Ity k...
15/09/2024

☀️ Hazavana hoan'ny daholobe 🌞
🎯 Tsy matahotra ny fahatapahan-jiro lava sy ny faktioran-jiro mihaompapana intsony.
💪 Ity kit solaire ity no vahaolana tsara indrindra mahaleo tena tanteraka ianao no mitsitsy be.
☝️ Ity kit ity dia ahitana:
⏩ Ampoule LED mazava be anankiroa 6000-6500k miaraka amin ny fil 4 metre avy.
⏩ Panneau solaire iray 6v/3w
⏩ Batterie misy sortie USB 5V/4000mA afaka ichargena telephone ihany koa.
🔩 Mora apetaka sy mora ampiasaina:
☑️ Mahavonjy anao tanteraka anaty delestazy.
☑️ Mahasolo ny labozia raha toa ka any ambanivohitra any antokontany, eny anjaridaina.
💣Alefaso ary ny komandinao fa sao dia tara fa vitsy ihany izy ity.
💰Prix: 150 000Ar
🚲 Livraison gratuit tana misy condition raha ivelany tana mandefa any amin’ny faritra ihany koa.
☎️ 034 10 501 37



Address

Itaosy
Itaosy
102

Telephone

+261341050137

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LumiSol'R posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to LumiSol'R:

Shortcuts

Share