Riah Store

Riah Store Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Riah Store, Antananarivo.

fait de l'Eternel tes délices et Il te donnera tout ce que ton cœur désire🤩
🛍️article toy ny:👀
💚 vêtements homme, Femme et enfant
💚sac à main
🫟 NY ENTANA REHETRA DIA IMPORTATION AVOKOA🫟
🚨LIVE VARY AMIN'NY ANANA ISAKY NY MERCREDI ET SAMEDI 16h🚨

sali daholo 🥰🥰efa ela tsy nihaona fa ndao aminzay ary hitafatafa sy hifampizara izay mahasoa eeeee 🥰😁 hanitatra activité...
30/08/2026

sali daholo 🥰🥰
efa ela tsy nihaona fa ndao aminzay ary hitafatafa sy hifampizara izay mahasoa eeeee 🥰😁
hanitatra activité izahay eto amin'ny Riah Store dia mitady trano hanasitrihana arrivage 🤣🤣🥰
partie Analakely, behoririka, tsaralalana.... aza misalasala miantso izay mahita na manana 🥰 fa mety foana ko na ambony rihana ary fa efa zatra milingilingy ihany izahay mianalavy ato amin'ny Riah Store.
Merci d'avance 🥰

05/08/2026

Coucou tout le monde 🫠 LIVE LOBAKA FOTSY [ankizy, tanora, lehibe, lehilahy sy vehivavy] tout blanc na avec motif à partir de 11h30. Mbola misy kitapo sy articles maro hataoko par lot.
Aza hadinoina ary eee 😍😘🫠

👔 Pour hommes, femmes & enfants✨ Des modèles élégants pour toute la famille.🛍️ Quantités limitées, ne manquez pas votre ...
31/07/2026

👔 Pour hommes, femmes & enfants
✨ Des modèles élégants pour toute la famille.
🛍️ Quantités limitées, ne manquez pas votre coup de cœur !

Pensez à NOUVELLE COLLECTION DE CHEMISES & CHEMISIERS ✨L'élégance se cache dans les détails. 🤍✔️ Cols personnalisés avec...
28/07/2026

Pensez à NOUVELLE COLLECTION DE CHEMISES & CHEMISIERS ✨
L'élégance se cache dans les détails. 🤍
✔️ Cols personnalisés avec des motifs raffinés
✔️ Détails assortis sur les poignets, les poches ou le devant selon le modèle
✔️ Tissu confortable et finition soignée
✔️ Idéals pour le bureau, les sorties ou les occasions spéciales
📏 Plusieurs tailles disponibles
📩 Contactez-nous en message privé pour les prix et les disponibilités.
Affirmez votre style avec une chemise qui sort de l'ordinaire ! ✨🤍

Coucou 🥰 ianareo rehetra mpanaraka ny page.Elaela tsy tato fa hiverina ...Mbola misy ireto "taimberilainina" 😁😁🤣 ireto s...
15/07/2026

Coucou 🥰 ianareo rehetra mpanaraka ny page.
Elaela tsy tato fa hiverina ...
Mbola misy ireto "taimberilainina" 😁😁🤣 ireto sady promotion an 🫠.
D misy tenue de vacances koa ato 5.000ar raha en ligne fa 8.000ar anaty magasin.
NDAO ARY EEEE
LIVE AVEO 😘🫠

Elaela akia ndry 🙂🤩ho avy akia fa ireto aloha no misy:VAOVAO BE : TENUES DE VACANCES S>>>>>XL akia a.Misy ROSE, GRENAT, ...
14/07/2026

Elaela akia ndry 🙂
🤩ho avy akia fa ireto aloha no misy:
VAOVAO BE : TENUES DE VACANCES
S>>>>>XL akia a.
Misy ROSE, GRENAT, BLEU, VERT, GRIS, CARREAUX

06/07/2026
 MIRARY fa ianareo no mametaka azy.Ho anareo tsy manana fahafahana manao sary kanefa mba te hanana...afaka manao azy ho ...
21/06/2026

MIRARY fa ianareo no mametaka azy.
Ho anareo tsy manana fahafahana manao sary kanefa mba te hanana...afaka manao azy ho anareo izahay...izay tianareo mihitsy (habe, loko, sary sns).
Alefao ny commande fa izao 1.000ar ny iray @ croix.

A vous de voir mes loulous 😍😍
18/06/2026

A vous de voir mes loulous 😍😍

50.000ar sous carton35 à 40Misy efa pointure épuisé ao fa araraoty ny fandalovan'ny tsara nefa abordable
16/06/2026

50.000ar sous carton
35 à 40
Misy efa pointure épuisé ao fa araraoty ny fandalovan'ny tsara nefa abordable

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30
Saturday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Riah Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share