13/03/2026
📢 CAMPAGNE CHATTING
Mitady campagne vaovao azo antoka ve ianao? Ny Chatting dia iray amin’ireo fahaiza-manao azo ianarana amin’ny asa en ligne.
💡 Tsy olana na mbola debutant ary ianao, satria misy suivi sy accompagnement hanampy anao ahafehy ny fomba fiasa amin'ny Chatting.
📚 Ao anatin’ny formation :
✔ Fomba firesahana sy fitantanana conversation amin’ny CDO
✔ Techniques ampiasaina amin’ny Chatting
✔ Fampiasana sy activation compte
✔ Organisation sy gestion ny asa
✔ Suivi sy accompagnement aorian’ny formation
🎯 Tanjona : Hanampy anao hahafehy ny Chatting sy hahafahanao mampihatra izany, indrindra ireo mikasa anokatra boite.
📍 Formation en ligne (Google Meet)
📍 Support vidéo + accompagnement
📩 Te hahafantatra bebe kokoa?
Alefaso message privé dia halefa aminao ny détails rehetra momba ny formation.
📍 Bureau : Ambohibao Antehiroka
📞 032 72 474 43