TAFO Mihaavo Betsiboka

TAFO Mihaavo Betsiboka TAMBAZOTRAN'NY FOKONOLONA MITANTANA NY HARENA VOAJANAHARY ETO AMIN'NY FARITRA BETSIBOKA. (Maevatanana,Tsaratanana ary Kandreho)

17/10/2025

Ndao arovana ny tranobe iombonana.

20/12/2024
Ho fikolokoloina sy fanajana fananàna iombonana.Dia niaraka nanatanteraka ny fanadiovana vovo faobe ny fokonolona teto a...
09/11/2024

Ho fikolokoloina sy fanajana fananàna iombonana.Dia niaraka nanatanteraka ny fanadiovana vovo faobe ny fokonolona teto anivon'ny renivohitra ny commune rurale Beratsimanina Distrika MAEVATANANA Anio 09 novembre 2024 ,izay tarihany fikambanana Jeunes Elites Beratsimanina sy TAFO Mihaavo Betsiboka.(organisateurs) izay eo ambany fitarihan'ny coach Jean Fabionho Gascare Hisaorana ny fiara mientana Fokonolona rehetra ho an'ny tombontsoa iombonana.
Hisaorana ihany koa ny mpitondra eto antoerana izay nankato sy nanome alalana izao hetsika izao.
Ny lohahevitra noraisina tamin'ity moa ny hoe

01/10/2024
Anisany mandray anjara toerana betsaka eo aminy fiainana zanak'olombelona ny ala sy karazanjavamananaina  . Indrisy anef...
24/09/2024

Anisany mandray anjara toerana betsaka eo aminy fiainana zanak'olombelona ny ala sy karazanjavamananaina . Indrisy anefa ankehitriny fa misedra olana vokatra ny hetraketraka tsika . Tena manimba sy mamotika ny tontolo iainana tsika anefa izany raha tsy misy fandraisana andraikitra aingana,,izay miankina amiko,aminao ary isika miaraka.
NY ZAVABOAHARY MALAGASY
AROVY NY ALA NY GIDRO NY BIBY REHETRA
de l'Environnement et du Développement Durable
Youth Biodiversity Network
des Jeunes pour le Développement DurableRéseau des Jeunes pour le Développement Durable - Madagascarr.
de l'Environnement, de la Lutte contre les changements climatiques, de la Faune et des Parcss.

10/09/2024

Version Française et anglaise en bas

Antso firoatsahana an-tsitra-po
Madagasikara madio, tombony ho an’i rehetra

💚 Fikambanana ve ianao ? sa orinasa ? sa olon-tsotra ? ndao hiara-hientana hanadio ny tanana mba ho lasa fitaratra isika eto Madagasikara, izay firenena goavana indrindra fahadimy eto anivon’ny Rabomasimbe Indiana !

🎯 Ny Asabotsy 21 septambra 2024, ndao ary hiaraka aminay amin’ny hetsika World Clean Up Day !

✍️ Misoràta anarana amin'ny SMS alefa amin'ny 0340394456. Alefaso ny Anaranao feno, ny Tanàna andraisanao anjara, ary ny isanareo. Azonao atao koa ny misoratra anarana mivantana amin'ny Pejy.
Fara-fisoratana anarana : Alarobia 18 septambra 2024 amin’ny 12 ora alina.

Andao asehontsika ny fitiavan-tanindrazana ato anatintsika ✊🧹
--
FR🇫🇷
APPEL AUX BENEVOLES
🇲🇬 Ensemble pour une Madagascar plus propre ! 🇲🇬

Le samedi 21 septembre 2024, levons-nous pour notre belle île à l'occasion du World Clean Up Day ! Que vous soyez une association, une entreprise, ou un citoyen engagé, c'est le moment d'agir pour préserver la richesse naturelle de Madagascar. 🌿

🗑️ Antananarivo, Ambohidratrimo, Antsirabe, Mahajanga, Antsiranana, Manakara, Ambovombe, Toamasina, et tous les autres, unissons nos forces pour nettoyer nos villes et redonner à notre terre sa beauté éclatante. Ensemble, faisons vibrer notre fierté nationale à travers une action concrète pour l'avenir de notre pays ! 🌍❤️

⏰ Clôture des inscriptions : 18 septembre 2024
📞 Inscrivez-vous dès maintenant en envoyant votre nom, ville et effectif au 0340394456 ou en MP sur notre page.

Pour Madagascar, agissons en patriotes !
--
EN 🇺🇲
CALL FOR VOLUNTEERS
🇲🇬 Together for a Beautiful and cleaner Madagascar! 🇲🇬

On Saturday, September 21st, 2024, let’s rise up for our beautiful island and join the World Clean Up Day! Whether you're an association, a business, or a committed citizen, now is the time to act and help protect the natural beauty of Madagascar. 🌿

🗑️ From Antananarivo, Ambohidratrimo, Antsirabe, Mahajanga, Antsiranana, Manakara, Ambovombe, Toamasina and beyond, let’s unite our forces to clean up our cities and restore the bright beauty of our land. Together, let's show our national pride through concrete actions for the future of our country! 🌍❤️

⏰ Registration deadline: September 18th, 2024
📞 Sign up now by sending your Name, City and Number of your team via SMS to 0340394456 or through DM on our Page.

For Madagascar, let’s act as patriots!

18/08/2024

🌍 𝐑𝐞𝐣𝐨𝐢𝐠𝐧𝐞𝐳 𝐥’𝐀𝐢𝐤𝐚, l’alliance nationale de la jeunesse pour la biodiversité, le climat et la lutte contre la désertification ! 🌱

📢 𝗣𝗼𝘀𝘁𝘂𝗹𝗲𝘇 pour devenir notre prochain(e) assistant(e) en envoyant par mail 📧 votre dossier de candidature complet à l'adresse [email protected]

📝 Votre dossier, rassemblé dans un seul fichier PDF 📎, doit comprendre :
● Un curriculum vitae (CV) détaillé 📄;
● Une lettre de motivation ✍️;
● (En option) Une lettre de recommandation 📜 émise par une organisation membre de Aika, attestant de vos compétences et de votre disponibilité à prendre ce poste.

🔗 Retrouvez les TDR à travers le lien suivant : https://drive.google.com/file/d/1IiPocH-UtsV_u2rM5bPnr2o5fLFd5fSB/view?usp=drive_link.

🌟 𝐍𝐞 𝐦𝐚𝐧𝐪𝐮𝐞𝐳 𝐩𝐚𝐬 𝐜𝐞𝐭𝐭𝐞 𝐨𝐩𝐩𝐨𝐫𝐭𝐮𝐧𝐢𝐭𝐞́ 𝐝𝐞 𝐟𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐥𝐚 𝐝𝐢𝐟𝐟𝐞́𝐫𝐞𝐧𝐜𝐞 ! 🌟

Ireo sary vitsivitsy nandritra ny fankan-kevitra momba ny karazanjavamananaina iraisam partira Boeny Betsiboka  tany Mah...
13/08/2024

Ireo sary vitsivitsy nandritra ny fankan-kevitra momba ny karazanjavamananaina iraisam partira Boeny Betsiboka tany Mahajanga ny 7-8 Aogositra 2024 .

Atrikasa fankan-kevitra momba ny karazanjavamananaina iraisam- partira Boeny Betsiboka izay natao tao Mahajanga ny faha ...
10/08/2024

Atrikasa fankan-kevitra momba ny karazanjavamananaina iraisam- partira Boeny Betsiboka izay natao tao Mahajanga ny faha 7-8 Aogositra 2024.
Hisaorana manokana Ireo solotena tsika faritra Betsiboka niatrika izany na Ireo Tanora efatra mianadahy na ireo Tambazotra Fokonolona.

Address

Faritra Betsiboka
Maevatanana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TAFO Mihaavo Betsiboka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share