Fitahama

Fitahama Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fitahama, Mahajanga.

3 volana lasa☺️🥹      Vao 3 Volana androany no nijoro ny FITAHAMA🥰
02/06/2025

3 volana lasa☺️🥹

Vao 3 Volana androany no nijoro ny FITAHAMA🥰

Tia mifandray amin'ireo tanora mitovy aminy Atoa Fenitra Ramamonjisoa Artinef ☺️ faly aho rehefa afaka mampifaly ny hafa...
17/05/2025

Tia mifandray amin'ireo tanora mitovy aminy Atoa Fenitra Ramamonjisoa Artinef ☺️ faly aho rehefa afaka mampifaly ny hafa, tiany ihany koa ny mizara izay kely eo aminy, na hevitra izany, na fanampiana maro Samy hafa🥰

Hoy Atoa Fenitra Ramamonjisoa Artinef PDG FITAHAMA hoe Faly aho rehefa faly ianareo😊 nahazo ny anjarany ireo tanora Tia ...
12/05/2025

Hoy Atoa Fenitra Ramamonjisoa Artinef PDG FITAHAMA hoe Faly aho rehefa faly ianareo😊 nahazo ny anjarany ireo tanora Tia fanatanjahatena tao Amborovy, ondrikondrika sy lelavola no nomen'i Fenitra Ramamonjisoa an' ireo mpandresy sy ny faharoa🥰⚽

Tonga amin'izay  ny anjaratsika Tanora😊 Tournoi MAFY BE, ho antsika Tanora tia ⚽⚽ Ny FITAHAMA dia manomana ity tournoi M...
14/04/2025

Tonga amin'izay ny anjaratsika Tanora😊 Tournoi MAFY BE, ho antsika Tanora tia ⚽⚽
Ny FITAHAMA dia manomana ity tournoi Mafy be ity.
Date : 26,27 Avril 2025
Toerana : Terrain Amborovy.
Afaka Mandray anjara ny ekipa pare😀
Soraty basy anaranareo andray anjara ein! Tandremo Sao ho tara ein.
Ondrikondrika bavata omena ny mpandresy😉

034 72 640 12.

Eid Moubarak🤲🏽
31/03/2025

Eid Moubarak🤲🏽

Efa ao ambadimbadika ao indray ny hetsika manaraka an 😁🥰    Pare foana ny ekipan'ny FITAHAMA hitondra soa ho antsika jia...
23/03/2025

Efa ao ambadimbadika ao indray ny hetsika manaraka an 😁🥰

Pare foana ny ekipan'ny FITAHAMA hitondra soa ho antsika jiaby😊

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitahama posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fitahama:

Share