13/08/2026
🛠️ KIOSKA CASH POINT SUR MESURE — MAHAJANGA 🔨✨
Te hanana kioska Cash Point matanjaka, tsara endrika ary maharitra ve ianao?
Ity misy ohatra amin’ny kioska Cash Point amboarinay amin’izao fotoana izao 👇
✅ Ossature bois matanjaka
✅ Tafo tôle
✅ Comptoir fandraisana mpanjifa
✅ Structure voarindra sy nohamafisina
✅ Refy sy modèle azo amboarina araka izay ilainao
✅ Mety amin’ny Cash Point sy activités commerciales hafa
📍 TOERANA : Akaikin’ny Arrêt Bus Alexia — Ambondrona, Mahajanga
💡 Manana modèle na projet manokana ve ianao?
Afaka manamboatra kioska sur mesure izahay, mifanaraka amin’ny:
📐 Refy ilainao
💰 Budget-nao
📞 Raha te hanafatra na hahazo fanazavana :
📱 032 42 455 90
📱 038 74 873 66
📩 Alefaso amin’ny Message Privé ny modèle, sary na hevitra tianao.
🔨 Ny hevitrao no avadika ho kioska tena izy!