08/04/2026
Tsy misy hoe efa Tara ah ❗️🙅♀️
Fa na zaza na olobe ,rehefa mipetraka ny fahavononana hianatra cor’an dia mety foana izany
Ity zao dia fikouydina Darasa izay natao nandritra ny ramadan lasa teo,natao izy io mba ho fampianarana,fanamafisana ny cor’an mba tsy ho very ato am-po tsika tsirairay aby
Satria Rasoulollah efa niteny : خيركم من تعلم القرآن وعلمه
Ny tena tsara aminareo dia izay olona nianatra cor’an sy nampita na nampianatra izany (tamin’ny hafa)
Isaorana indrindra foundy be anaty la cour Foundi Mamie Ambalavola POTO-BE
Les Mouanachones de Foundy Mamie Poto-Be