25/07/2026
📸 Mahafaly ahy hatrany ny mizara fahalalana kely izay ananako. 🥰
Tsy izay manana appareil photo avo lenta ihany no antsoina hoe mpaka sary. Raha misy fitaovana fakàna sary eny am-pelatananao—na téléphone, GoPro, appareil numérique, na reflex—dia efa afaka antsoina hoe mpaka sary ianao.
Ny tena maha mpaka sary dia tsy ny vidin'ny fitaovana ampiasaina, fa ny fahaizana mijery, mamorona, ary mampita tantara amin'ny alalan'ny sary.
🎯 Manomboka izao dia jereo tsara ireto teboka ireto isaky ny maka sary:
1️⃣ Model (Sujet)
Pose sy fihetsiky ny model.
2️⃣ Cadrage (Composition)
Ahoana ny fametrahana ny model ao anaty sary.
3️⃣ Lumière (Hazavana)
Ny hazavana no aina sy fanahin'ny sary.
5️⃣ Mise au point (Focus)
Ataovy maranitra indrindra ny mason'ilay model.
6️⃣ Couleurs
Ataovy mifanaraka ny lokon'ny akanjo sy ny toerana.
7️⃣ Émotion
Ny sary tsara dia tsy hoe mazava fotsiny, fa mampita fihetseham-po.
💡 Tsarovy: Tsy ny fakantsary no maka sary tsara, fa ny mason'ilay mpaka sary.
📷 Ny fitaovana dia manampy, fa ny fahaizana sy ny famoronana no mahatonga ny sary ho miavaka.
❤️ Raha nahasoa anao ity fampianarana ity dia araho ny pejy -Motion , zarao amin'ny namanao, ary araho hatrany ireo lesona manaraka momba ny tontolon'ny photographie.