MDM Mila Diovina Mahajanga

MDM Mila Diovina Mahajanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MDM Mila Diovina Mahajanga, Business Center, MAHABIBO, Mahajanga.

voalohany indrindra sokafo lalana aminy Passe defil anaovantsika cortège aloany fanadiovana Mr l'honorable.
18/10/2025

voalohany indrindra sokafo lalana aminy Passe defil anaovantsika cortège aloany fanadiovana Mr l'honorable.

Fa izahay kosa maharaka tsara ny manavaka ny bolongantsira sy ny vary.
17/10/2025

Fa izahay kosa maharaka tsara ny manavaka ny bolongantsira sy ny vary.

numéro firy? de firy anareo ao? Ary firy no lafonareo Zay.
17/10/2025

numéro firy? de firy anareo ao? Ary firy no lafonareo Zay.

Andry RAJOELINA

TANINDRAZANA-FIRAISANKINA-FANORENANATANINDRAZANA satria mbola ho entintsika ho avoNy anaran'i Madagasikara, ilay nosy ma...
17/10/2025

TANINDRAZANA-FIRAISANKINA-FANORENANA

TANINDRAZANA satria mbola ho entintsika ho avo
Ny anaran'i Madagasikara, ilay nosy mamitsika
Tsy mba hanaiky ho ambany, tsy mba hanaiky ho lavo
Mbola hiatsara i Gasikara, mbola higagan'ny any am-pita

Tiantsika ny TANINDRAZANA, izany indrindra moa ?
No nahatonga antsika indraindray be be loha
Nitolona, tsy nitandro, nanao sorona ny aina
Satria Fitiavan-tanindrazana no masaka ao an-tsaina

FIRAISANKINA satria izay mitambatra vato, izay misaraka fasika
Isika Malagasy mihitsy no hiaraka hikaroka
Hifampitaona, hifanohana, hanatsara hatrany..
Satria i Madagasikara antsika rehetra ihany 🇲🇬
Hiray hina, hifanampy, tarihin'ny filoha
Ka ho tanteraka amin'izay ilay hoe"Madagasikara soa"

FANORENANA satria isika koa tsy kivy
Ny tanitsika Rahavako, tsy atakalo, tsy amidy
Izay tsy mety, arenina, amboarina izay rava
Ho aorintsika indray, iposaka ilay masoandro, hanazava

Ampandrosointsika indray i Madagasikara 🇲🇬
Ho hatsaraina foana ny ho avy, ny tantara
Hisandratra, hiova, hiatsara, ho modely
Matoky anao izahay, Andriamatoa filoha, "Mon Colonel"

Hoantsika eto Mahajanga araho ny pejy
🇲🇬♥️ MDM.

Address

MAHABIBO
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MDM Mila Diovina Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share