Mizara soa

Mizara soa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mizara soa, 032B ivato, Mahamasina.

30/01/2026
🔥LISTE AN'IREO ENTANA  TENA FITADIN’OLONA ( IDÉE DE BUSINESS AVY ANY CHINE) 🔥💰Afaka hatomboka amin'ny vola Kely.FITAOvan...
28/01/2026

🔥LISTE AN'IREO ENTANA TENA FITADIN’OLONA ( IDÉE DE BUSINESS AVY ANY CHINE) 🔥

💰Afaka hatomboka amin'ny vola Kely.

FITAOvana AN-TRANO

🍚 1. Rice Cooker (petit modèle)
Vidiny any Chine: 18 000 Ar
Frais tonga eto: 17 000 Ar
TOTAL: 35 000 Ar
Vidiny eto Madagascar: 70 000 – 90 000 Ar
🔥 Tombony: 35 000 – 55 000 Ar

🧃 2. Blender Mixeur
Chine: 15 000 Ar
Frais: ~. 15 000 Ar
TOTAL: 30 000 Ar
Vidiny eto: 65 000 – 80 000 Ar
💰 Tombony: 35 000 – 50 000 Ar

🍽️ 3. Set Casseroles
Chine: 22 000 Ar
Frais: ~ 18 000 Ar
TOTAL: 40 000 Ar
Vidiny eto: 90 000 – 110 000 Ar
🚀 Tombony: 50 000 – 70 000 Ar
---
💡 HERINARATRA & ÉCLAIRAGE

🔋 4. Kit Lampe Solaire + Batterie
Chine: 25 000 Ar
Frais: ~ 20 000 Ar
TOTAL: 45 000 Ar
Vidiny eto: 100 000 – 130 000 Ar
🔥 Tombony: 55 000 – 85 000 Ar

💡 5. Ampoule LED Rechargeable
Chine: 1 500 Ar
Frais: ~ 2 500 Ar
TOTAL: 4 000 Ar
Vidiny eto: 10 000 – 12 000 Ar
✅ Tombony: 6 000 – 8 000 Ar

🔌 6. Multiprise Sécurisée
Chine: 3 500 Ar
Frais: ~ 4 500 Ar
TOTAL: 8 000 Ar
Vidiny eto: 20 000 Ar
💥 Tombony: 12 000 Ar
---
🧼 ENTANA ILAINA ANDAVANANDRO

🧺 7. Panier à linge pliable
Chine: 3 000 Ar
Frais: ~4 000 Ar
**TOTAL:7 000 Ar
Vidiny eto: 18 000 Ar
🔥 Tombony: 11 000 Ar

🚿 8. Do**he électrique
Chine: 12 000 Ar
Frais: ~13 000 Ar
TOTAL: 25 000 Ar
Vidiny eto: 60 000 – 75 000 Ar
💰 Tombony: 35 000 – 50 000 Ar
---
🛠️ BRICOLAGE / MAISON

🔧 9. Kit Outils Maison
Chine: 10 000 Ar
Frais: ~10 000 Ar
TOTAL:20 000 Ar
Vidiny eto: 50 000 Ar
🚀 Tombony: 30 000 Ar

🚪 10. Serrure Sécurité Porte
Chine: 7 000 Ar
Frais: ~8 000 Ar
TOTAL:15 000 Ar
Vidiny eto: 40 000 Ar
🔥 Tombony: 25 000 Ar
---
🏍️ PIÈCE MOTO (TENY MIODINA)

🔋 1. Batterie Moto
Chine: 18 000 Ar
Frais: ~17 000 Ar
**TOTAL: 35 000 Ar
Vidiny eto: 80 000 – 95 000 Ar
💰 Tombony: 45 000 – 60 000 Ar

💡 12. Ampoule Phare Moto LED
Chine: 2 000 Ar
Frais: ~3 000 Ar
TOTAL:5 000 Ar
Vidiny eto: 15 000 Ar
✅ Tombony: 10 000 Ar
---
✈️ Faharetan’ny fahatongavana
Avion: 3–15 andro
Bateau: 25–45 andro
---
Ireo

27/01/2026

TOLOTR'ASA sy VADIN'ASA
Fantatrao ve ❓ Raha manana 50 000 Ar fotsiny ianao, dia efa afaka manomboka fandraharahana manafatra entana avy any Chine ianao ! 🚀

👉OHATRA MAZAVA

- 🎧 *Écouteur Bluetooth* → 1 400 Ar any Chine / 10 000 Ar eto 🇲🇬
- 🔊 *Mini Speaker* → 3 640 Ar any Chine / 25 000 Ar eto
- 👕 *T-shirt Unisex* → 6 020 Ar any Chine / 35 000 Ar eto
- ⌚ *Smartwatch* → 10 500 Ar any Chine / 70 000 Ar eto

👉Raha malina anao izany dia
✅ Ireto ny entana tsy azo afarana fanafody/sakafo/tomobile/basy akotrany reo azo afarana
✅ Tonga dia fournisseur direct ato aminay raha vonona ianao dia ampianarina
✅ Midira mp fa azavaiko anao Frais entana sy dédouanement
✅ Ampianarina anao manao suivi colis miala any chine tonga eto Madagascar

👉👉Tombony Ho Azonao Rehefa Vita Formation :

🔥 Afaka manafatra irery ianao, tsy mila miankina amin’olona.
🔥 Raha mpivarotra — mahazo tombony 200 % farafahakeliny amin’ny entana amidy.
🔥 Raha tsy mpivarotra — afaka mividy entana tsara kalitao amin’ny vidiny ambany** (akanjo, déco, téléphones, accessoires sns.)
🔥 Suivi illimité !

👉 Midira mp fa omena porofo mivaingana ianao✅

20/10/2025
30/08/2025

Abonné page ❤️
Mandefasa message raha maliana anao✅☎️

Fantatrao ve fa Raha manana 50 000 Ar fotsiny ianao dia afaka manomboka fandraharahana manafatra entana avy any Chine/Ma...
13/08/2025

Fantatrao ve fa Raha manana 50 000 Ar fotsiny ianao dia afaka manomboka fandraharahana manafatra entana avy any Chine/Madagascar ianao?

OHATRA VITSIVITSY:

Ny sandan'ny vola Sinoa 1¥ = 700ariary

-Ecouteur Bluetooth: 2¥ = 1400ar any chine
Madagascar:10 000ar .

-Mi-Mi Speaker Bluetooth: 5.20 ¥ = 3 640 Ar any Chine
Eto Madagasikara= 25 000 Ar ny vidiny eny antsena!
Tombony: mihoatra ny 500%

-T-shirt Fashion Unisex: 8.60 ¥ = 6 020 Ar
Eto an-toerana = 35 000 Ar no fivarotana ato amin'ny Facebook.
Azonao avadika ho 6x ny vola nampiasainao!

Smartwatch Fitness Tracker: 15 ¥ = 10 500 Ar
Efa mahatratra 70 000 Ar eny antsena .
Mahazo tombony be ianao no Sady lamody be io montre io amin'zao.

Ohatra tsotra io nazavaiko io, Afaka manampy anao ny tenako amin'ireo projet ireo.
Tena betsaka ny entana afaka hafarana sy ny Zavatra Azo atao fa aza variana sy matoritory intsony .

Mampanao formation manafatra entana any chine izahay:

-Ampianarinay ianao ho afaka hiaina amin’ny volanao manokana, tsy mila mitady asa intsony.

1. Fomba firesahana amin’ny mpamatsy
(fournisseur) –
*Na tsy mahay Sinoa aza ianao, tsy maninona!*

2. Fikarohana sy fanavahana entana tsara amin’ny ratsy

3. Fampidirana entana amin’ny transitaire azo antoka

4. Fanaraha-maso ny entanao hatrany Chine hatraty Madagascar.

---

Manana vola 50 000 Ar ve ianao?
Raiso anio io safidy hanovà ny fiainanao .
Aza avela handalo fotsiny ny fahafahana.

Mp raha mila fanazavana fanampiny.

Abonné page ❤️Mandefasa message raha maliana anao✅☎️
13/08/2025

Abonné page ❤️
Mandefasa message raha maliana anao✅☎️

😍 Tonga soa ny entana – Porofon'ireo olona nihara niasa sy nanao formation tato aminay
Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana tompoko,misokatra ho an'ny rehetra ny fiaraha miasa ato aminay.

✅ Tsy misy arnaque.
✅ Tsy misy fanambakana.
Rehefa manaraka fampianarana sy ny torolalana, dia tonga soa aman-tsara hatrany ny entana.

Ny sehatry ny fanafarana entana dia misokatra ho an’ny rehetra — tsy voatery ho mpandraharaha efa za-draharaha. Afaka manomboka ianao, na hianatra miaraka aminay. Ampianarinay amin’ny antsipiriany :

~Fifandraisana mivantana amin’ny mpamatsy azo itokisana
~Fomba fanavahana entana avo lenta
~Fandefasana entana amin’ny transitaire matihanina
~Fikarakarana hatramin’ny fahatongavan’ny entana eto an-toerana

Tsy mila vola be ny fanombohana — mila fanapahan-kevitra mazava sy fampianarana marina.
Ny tombony? Afaka mitombo isan-kerinandro raha atao am-pitandremana sy amin’ny paikady tsara.

📌 Apetraho amin'ny efa matihanina ny ho avy nao dia hilamina ny lalanao.
Ny fanontaniana sisa dia hoe: vonona ve ianao hiditra amin’ny sehatrin'ny fandraharahana?

Abonné page ❤️Mandefasa message raha maliana anao✅☎️
13/08/2025

Abonné page ❤️
Mandefasa message raha maliana anao✅☎️

Abonné page ❤️Mandefasa message raha maliana anao✅☎️
13/08/2025

Abonné page ❤️
Mandefasa message raha maliana anao✅☎️

Address

032B Ivato
Mahamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mizara soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share