08/05/2026
๐ฒ ๐ข๐ ๐๐ฌ ๐ฌ๐ฐ #๐ก๐๐ฃ๐ข๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐ฉ๐ฌ ๐ง๐๐ข ๐๐ ๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐ฅ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐ข #๐๐๐ ๐๐ฅ๐๐ฉ๐ข ๐๐ก๐ง๐ฆ๐๐๐๐๐ข๐ฌ #๐ฆ๐๐ ๐๐๐ฉ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐ข๐๐ก๐ฌ.
Voalaza fa mbola natao aloha mandram-pahafantatra ny marina na omby tsotra izao na avy tany ambinany Bemarivo satria tsy nisy nitondra sy ireo omby ireo, ary mbola lena sy mikapakipa ny vatan'izy ireo.
๐ Nanamarina ny chef fokontany fa mbola mijery ireo omby ireo ary samy tsy hatory izy ireo mba hoe omby avy ao an-dranomasina marina sa omby tsotra. Fa raha ny 'ny mponina tao an-toerana dia nisy omby marina avy any anaty ranomasina.
ยฉ๏ธ Marino Rajaonina
(Sary fanehoana IA)