Izay mety atao

Izay mety atao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Izay mety atao, Business Center, Maintirano.

07/11/2024

Vehivavy vao vita mariage no mitantara 🗣️ :

Fito volana no niarahany sy ny vadiko ary nifanaiky izahay fa iroso amin'ny mariage.Samy tia izahay ary nifanaiky ihany koa fa ifanaja ka aorinan'ny mariage vao iroso amin'ny firaisana ara-nofo.
Ny aliny vola tantely niteny le vadiko aleo avy aorina aloha no atao voalohany? Avy any amin'ny fitombenana izany(Miala tsiny).
Tsy nety aho fa efa naheno izaho hoe mamparary ony izany?
Nifamaly izahay ny alina aniny fa tsisy vola tantely vanina.

Tapa-bolana androany no nahavita ny mariage fa longy2 sy tsy mifapi-teny no iainana ato? 🤔

Inona no tokony ataoko?
Za tsy te anao anizany?
Tsy maninona ve le manao firaisana avy any aorina? Tsy marary ve?

Merci ho an'izay mamaly dia miala tsiny fa lava loatra.

23/04/2023

🔴 ⚠️⚠️ | Misy miantso ihany koa hoe GROS CŒUR. Izany hoe reraka ny fo ka tsy mahavita miasa intsony.

✅ Raha toa ka misy ny iray na ny maromaro amin'ireto fambaran'aretina ireto ianao na ny havanao, dia asaivo manatona Dokotera fa mety ho INSUFFISANCE CARDIAQUE izany :

____
❌ Mora sy mora kely, ary kely fofonaina rehefa mandeha tongotra maika na miakatra tohatra. Tsy afaka mihitsy ilay hasemporana raha tsy mijanona maka aina elaela.

❌ Rehefa matory ka iva ny ondana dia tsy mahazo aina, sy na mahazo REHOKA MANDROATRA. Tsy maintsy mipetraka na mitsangana mihintsy vao mahazo aina sy afaka ilay kohaka sy sempotra.

❌ Mora ny tampon-tongotra roa, ary mety ho tonga hatrany amin'ny foto-pe aza. Rehefa tsindrina ilay mivonto dia mijanona eo ilay dia-tanana.

❌ Hita be ny lalandrà lehibe eo amin'ny tenda.

❌ Rehefa mandeha tongotra mafimafy dia ny ilan-kibo an-kavanana tandrify ny aty, toy ny manevika na manindrona sady mavesatra. Tsy maintsy mijanona sy maka aina elaela mihintsy vao afaka izany. Ohatry ny hoe marary ny vavony satria tsy mahatelin-kanina mihitsy.

❌ Manao na dia tsy manao ninoninona aza. Izany hoe tsapanao ny fidoboky ny fonao mitempo ao anatinao, mety ho haingana be, mety hikorontana, ka tsy mampahazo aina.

SAMIA MIZARA.
_____
Page : Inona vaovao Dokotera 🥕

Misaotra Neny❤❤❤
23/04/2023

Misaotra Neny❤❤❤

Tena marany zany F❤
23/04/2023

Tena marany zany F❤

Address

Maintirano

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Izay mety atao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share