24/01/2023
📢📢ALLO ALLO Majunga !!!
Mbola mitoy hatrany ny fandraisana " Agent de sécurté (H) 👮" ato amin'ny AJN Security. Aza misalasala manoratra amin'ny hafatra miafina💬, na koa miantso avy hatrany ny +261 38 10 694 45 / +261 32 25 711 33.
Maro ireo asa mbola ho miandry, ko aza misalasala manisy j'aime pejy, ary mizara izany aminy namana 👩👩👧👧rehetra.