Tolotr'akoho GASY De Majunga

Tolotr'akoho GASY De Majunga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tolotr'akoho GASY De Majunga, Business Center, Majunga, Majunga.

Tolotr'akoho gasy dia mamokatra :zanak'akoho ,vantony,lahiny sy reniny ,atody akotrika,atody hanina ,ary mizara fahalalàna ihany koa ho anao na amin'ny toro-hevitra izany na fampiofanana

Salama daholo !!    Nanahoana ny tety tany aminareo tany ?  Volana Septembre eo no manomboka ity aretina ity .Ezaho ho m...
23/11/2023

Salama daholo !!

Nanahoana ny tety tany aminareo tany ?

Volana Septembre eo no manomboka ity aretina ity .

Ezaho ho madio hatrany ny trano hitoerany,esory hatrany ny tain'akoho .

Ary aza omena voankazo misy dity ny akoho indrindra ny manga fa anisan'ny Mampirongatra azy io.

Raha efa voa ny akoho :
1-Sasao savony Nisy

2-rehefa maina dia petapetaho vinaigre fotsy .

3- Hosory menaka sakafo na dioilo coco .

NB : Aza andrasana grave be fa mety ho lasa Jamba ilay akoho ary mety hofaty mihints .

Mahavanoana eeeeee!!!!!!!

23/11/2023

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Diamondra Diah, Thonnio Teddii Fetra

Miandry vokatra .Nanatody 25 Izy fa ny 16 ihany no nakotrika sy tena zakany ...
29/08/2023

Miandry vokatra .

Nanatody 25 Izy fa ny 16 ihany no nakotrika sy tena zakany ...

Nakotriko tamin'ny masoandro
20/08/2023

Nakotriko tamin'ny masoandro

Mahafinaritra izy ireto anh
13/06/2023

Mahafinaritra izy ireto anh

Vokatra vaovao 👊👊
14/11/2022

Vokatra vaovao 👊👊

06/09/2022

Bonjour daholo.

Misy poussin gasy 57 ato amidy.

1 semaine ,2 semaine et 3 semaine.

Vidiny mitovy avokoa .tiako raha misy maka miaraka fa raha tsy misy Dia izay vonona.andeha Aho Dia tsy misy mikarakara

Prix :3500 Ar
Lieu : Majunga

Tadidinareo ity akoho ity? Ilay publication farany ao izy,.Nanatody 15 izy dia io izy foy 15 .Lamokany tsy misy satria a...
31/08/2022

Tadidinareo ity akoho ity? Ilay publication farany ao izy,.

Nanatody 15 izy dia io izy foy 15 .

Lamokany tsy misy satria ampy tsara ny lahiny,voakarakara tsara ny atody.

Avant et Après
24/05/2022

Avant et Après

23/05/2022

"AZA TEHIRIZINA MIHOATRAN'NY 10 ANDRO NY ATODY HO AKOTRIKA "

Mifangaro ao jiaby na gasy na brahma, frisé,naine sns...
22/01/2022

Mifangaro ao jiaby na gasy na brahma, frisé,naine sns...

31/12/2021

HANOMBOKA NY TAONA,FOTOANA IZAO HAMPIDIRANA AKOHO KELY DIA AVOAKA VOLANA JUIN INDRAY.

Address

Majunga
Majunga

Opening Hours

09:00 - 17:00

Telephone

+261346594448

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tolotr'akoho GASY De Majunga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share