14/02/2026
ilay fotoana ntsika, azadino ilay promotion
-------------------
Mahafaly anay ny mampahafantatra ny fisokafan'ny SOA MARKET eto Farafangana, fivarotana manokana momban'ny:
🩴👡 Kapa2 malaza amin'izao sy mampahazo aina
🍟 Chips akondro matsiro sy mikarepoka tsara
🏫 Adiresy : Ambahibe Farafangana, akaikin’ny fiviliana Mahasoa
🕗 Misokatra ny : Alatsinainy ka hatramin’ny Sabotsy, amin’ny 8 maraina hatramin’ny 6 hariva
Ao amin’ny SOA MARKET no ahitanao ireo:
✔️ Kapa2 maivana sy mety ho an’ny rehetra (lehilahy, vehivavy ary ankizy)
✔️ Chips akondro matsiro, tsara ho anao Mila tsakotsako
✔️ Vidiny mirary sy kalitao azo antoka
Tongava mitsidika sy manjifa ny vokatranay satria manome kalitao, fahatsorana sy fahafaham-po ho anao ny tranombarotra SOA MARKET!
---_----_---_---_----_---_----_---_---
Nous avons le plaisir de vous annoncer l’ouverture de SOA MARKET à Farafangana, une boutique spéciale vente de :
🩴👡 Sandales tendance et confortables
🍟Chips bananes savoureuses et croustillantes
🏫 Adresse : Ambahibe Farafangana, près du croisement Mahasoa
🕗 Horaires : Lundi au samedi, de 8h à 18h
Chez SOA MARKET, nous vous proposons :
✔️ Des sandales modernes, légères et adaptées à tous (Homme, femme, enfant)
✔️ Des chips bananes délicieuses, idéales pour vos petits creux
✔️ Des prix abordables et une qualité garantie
Venez découvrir alors nos produits car
SOA MARKET vous garantit la qualité, la simplicité et la satisfaction!