13/11/2026
Faly miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy Formation en Agriculture et Elevage Fivoarantsika !
🌱🌦️ ASTUCES KELY HO AN'NY MPAMBOLY : AMPIFANARAHO AMIN'NY TOETRANDRO NY FAMBOLENA!
👨🌾 Fantatrao ve fa anisan'ny tsiambaratelon'ny fahombiazan'ny fambolena ny fahaizana mampifanaraka ny fotoana famafazana sy fambolena amin'ny toetrandro?
Tsy ampy ny manana tany sy masomboly tsara fotsiny! Mila mahafantatra koa ianao hoe RAHOVIANA NO FOTOANA METY HAMPIROBOROBOANA NY VOLY? 🌧️🌱
⚠️ Mety hiteraka fatiantoka ny fambolena tsy mifanaraka amin'ny vanim-potoana, satria:
Mety ho tratran'ny hain-tany ny voly.
Mety ho lo ny masomboly noho ny hamandoana tafahoatra.
Mety ho tara loatra na aloha loatra ny famafazana.
Mety hihena ny vokatra azo.
📅 INONA NO VAHAOLANA?
Mila manana CALENDRIER CULTURAL (Tetiandro ara-pambolena) ianao!
Izany dia manampy anao hahafantatra ny fotoana mety: 🌱 Hambolena VOANJO. 🌽 Hambolena KATSAKA. 🫘 Hambolena SOJA. 🌾 Hambolena VARY AN-TANETY. 🫘 Hambolena TSARAMASO.
🎯 VAOVAO MAHAFALY HO ANAO MPAMBOLY!
Manome maimaimpoana ny CALENDRIER CULTURAL momba ireo voly ireo izahay mba hanampiana anao handamina tsara ny fambolena sy hampitombo ny vokatra.
🎁 TE HAHazo AN'IZANY MAIMAIMPOANA VE IANAO?
👇 Soraty eo amin'ny COMMENTAIRES fotsiny ny teny hoe:
❤️ MILA
Dia homenay anao maimaimpoana izany!
📢 Aza adino ny mizara ity publication ity amin'ireo namana mpamboly mba hahasoa azy ireo koa.
🌱 Ny mpamboly mahay mandamina no manana vintana bebe kokoa hahazo vokatra tsara!
FORMATION EN AGRICULTURE ET ELEVAGE FIVOARANTSIKA
Ny fandrosoanao no fahombiazanay !