Antafa 7V Offisialy

Antafa 7V  Offisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Antafa 7V Offisialy, Business Center, MANAKARA, Manakara.

17/03/2026
21/02/2026
04/02/2026

HAFATRA HO AN'i MIKOLO : Ny fahazahoana andraikitra na toerana na place dia tsy tokony hanova ny foto-kevitra sy ny firehan-kevitra nijoroana. Mifanohitra, ao no tokony tena hitondrana ny fomba fijery, sy ny hafatry tanora mpiara-mitolona taminao.

Ka hoy izahay hoe : izay mitambatra V.A.T.O, izay misaraka fasika.
Aleo halan'andriana, toy izay halam-bahoaka.

Raha tsiahivina dia CT ao amin'ny primature Mikolo, ary manao tsinotsinona sy manaratsy ireo mpiara-mitolona aminy sahady.

Fananganana saina iombonana  Kaominina Ambonivohitr’i ManakaraToy ny fanao isaky ny voalohan’ny volana, dia notanterahin...
02/02/2026

Fananganana saina iombonana
Kaominina Ambonivohitr’i Manakara

Toy ny fanao isaky ny voalohan’ny volana, dia notanterahina teto amin’ny tokotany malalaka ny fananganana saina iombonana ho an’ireo mpiasam-panjakana, ho mariky ny firaisankina sy ny fanamafisana ny fanompoam-bahoaka.

Nandritra izany ihany koa,
Noho niarahabaina ireo talem-paritra vaovao voatendry tamin’ny volana lasa iny .

Firaisankina sy Fampanajana ny Asa
ho an’ny Tombontsoan’ny Vahoaka



📷 Adelin Dit Ade'arn Ofisialy

02/02/2026
📰✨ 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐆𝐀𝐙𝐄𝐓𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐎𝐕𝐈𝐍𝐀𝐆𝐍𝐘 : 𝐌𝐈𝐉𝐎𝐑𝐎 𝐇𝐎 𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐑𝐘 𝐌𝐀𝐓𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍𝐊𝐈𝐍𝐀 ✨📰Tsiky sy haravoana 😊, dihy 💃🕺 ary fiarahan...
01/02/2026

📰✨ 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐆𝐀𝐙𝐄𝐓𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐎𝐕𝐈𝐍𝐀𝐆𝐍𝐘 : 𝐌𝐈𝐉𝐎𝐑𝐎 𝐇𝐎 𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐑𝐘 𝐌𝐀𝐓𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍𝐊𝐈𝐍𝐀 ✨📰

Tsiky sy haravoana 😊, dihy 💃🕺 ary fiarahana mikorana sy misotro 🤝ireo no nameno ny tontolo andro ho an’ireo mpanao gazety eto amin’ny Faritra Fitovinagny, nandritra ny fety fiarahabana tratry ny Taom-baovao 🎉izay notanterahina tao amin’ny Snack Bar La Vie est Belle au P’tit Metis, Manakara Be, androany 30 Janoary 2026

🙏 Tolorana Fisaorana manokana

Honorable ANDRIANASOLO Nadine 🙏Ny Ben’ny Tanànan’i Manakara, Atoa Henderson ANDRIANASOLO ,Ny Tale-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Fitovinagny, Rtoa Leoncine 📢🎭Ny Snack Bar La Vie est Belle au P’tit Metis 🍽️✨ary ireo mpanao gazety namana, na avy any Vohipeno na eto Manakara, noho ny firaisankina, fahaiza-miara-mientana ary toe-tsaina iray nasehonareo 💪📰

✨ Firaisankina no hery, fahamarinana no fototra, ary fampandrosoana no tanjona.
🎊 Mirary Taom-baovao sambatra sy feno vokatra ho an’ny mpanao gazety rehetra eto Fitovinagny ! 🎊

01/02/2026

🙇Hiala eny an-katso vé zany dia hiditra an 'ambohidempona⁉️

⁉️Toa tsisy vaovao Ofisialy manamarina na mandiso irony sidina ahiahina ho manondrana harena !

⁉️Toa milaza fa mahavita mibaiko ny PRM daholo izatsy sy izaroa ?

📢 MBOLA TSY VITA NY TOLONA

Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM
GenZ Madagascar Déclencheur
Gen Z-Région Sava
GEN Z Antsimondrano Ofisialy
Mouvement Gen Z Tantsaha

01/02/2026

Address

MANAKARA
Manakara

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antafa 7V Offisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share